Andriamanitra namorona ny olombelona....

21. Fiffi ( 02/08/2006 18:26)
soanja: misaotra mialoha akia an! :):-*:-*:-*
22. prime ( 03/08/2006 14:26)
fiffi> ilay hoe tahak'izay mihitsy no mampme...:-D:-D
23. Fiffi ( 04/08/2006 05:23)
ka zao ange eh! ho faly ve Jesoa mahita an'izao ady lava zao any @ toerana nahaterahany ?
24. diamondra27 ( 06/08/2006 12:44)
fiffi: tsy faly izy fa malahelo satria mahatsiaro fa very maina fotsiny t@ny nandatsahany ny ràny teto antany
25. prime ( 07/08/2006 11:57)
Izy aloha tsy ho faly @ zavatra toy izao mihitsy e... Fa izaho mino fa mbola nalahelo lavitra Izy t@ ireny fandalovany teto an-tany ireny satria zanatany rômana ny jiosy ary mbola nangirifiry noho ny @ izao ny nahazo azy...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0488