mitady namana lahy entre 37 à 40ans
21. xniaina
(
21/08/2006 13:00)
Salut
Izaho koa mila namana tsara ka, momba inona anefa
zavatra somary matotra no ilaiko aloha é
Izaho koa mila namana tsara ka, momba inona anefa
zavatra somary matotra no ilaiko aloha é
22. poussy3
(
31/08/2006 10:07)
ny ah zao namana hanampy ahy financièrement no ilaiko :lol::lol::lol:
23. volana1
(
01/09/2006 12:52)
Ohatrinona no tadiavin'i poussy3 ? za afaka manome fa mila miara matory amiko dry aloha, sady samy vevay tsika dia tiko
25. volana1
(
06/09/2006 13:53)
Ka mody ataony hoe namana nefa olon-tiana no tadiaviny, ny tranche d'âge teneniny nefa eo amin'ilay efa vadin'olona daholo dia ahoana ? ny an'iza no omena azy ? O ry Safid a ! sady amin'izay izy tsy niditra ntsony fa nampiresaka fotsiny, sa efa nahita homme mur nalaina ?
