île 2 tentation
21. ramialy
(
28/07/2006 13:03)
mamzelkely:indrindra ra bogosy le olona hihi:-D:-D
za klou ts hanao fa za mora tentée kely
22. mamzelkely
(
28/07/2006 13:09)
ramialy hita akia ko sady bogosy no bokona ao am le tena hummmmmmmmmm:} :-D:-Dsa ve hiafina caméra :-D:-D
23. vale
(
28/07/2006 16:02)
HM: @ ankapobeny ange zany e, fa tsy hoe ny lhl gasy rehetra e:o , hummm, efa nahita aloha aho lay lhl manambady mankorelina ireny e:lol:, fa ireny indray lay lhl tsy misy "fananana" dia izay azon'ilay vhv avy any hiaraha-mihinana:lol::-D:-D:-D:wink:
24. booboo
(
28/07/2006 16:03)
mety milay beee raha misy an'io any Dago na @ samy malagasy n'aiza n'aiza fotsiny aza : tondé voahombon'ny fianakms sy ny akama sy ny tariny zay ni-faute...:miam::miam::miam::miam::miam:
Ny malagasy toa mora mandray am-po be ny raha mahazo ny iraika mitovy aminy kouh :roll:
Ny malagasy toa mora mandray am-po be ny raha mahazo ny iraika mitovy aminy kouh :roll:
25. Herimiafina
(
28/07/2006 16:22)
Vazaha mody miady retsy ireny ry booboo an! Efa fika hatramin'ny fanjanahantany izany handrebirebena ny indigène hono, hor hor hor hor =))=))
26. laracroft
(
28/07/2006 21:29)
Iza tokoa no mahita raha scène amboarina daholo ireny? sao dia izay ary no tsy itiavan'i Kally an'ilay émission?:-w
27. Herimiafina
(
28/07/2006 22:22)
Ilay rabainin'ilay rasipa kama izay tonga dia midaroka rehefa mahita ny zanany vavy kely mijery an'ireny, bachelor's e, iles de la tentasion e, loft story e, sns.
de refa tsy eo ileiry vao manararaotra miara-mijery izy sy ny rabaofiny ary zah! :^)
de refa tsy eo ileiry vao manararaotra miara-mijery izy sy ny rabaofiny ary zah! :^)
28. booboo
(
29/07/2006 08:44)
laracroft > ka tena scène amboarina aby ange reny e ...efa tenenina mialoha ny candidats hoe zao ndray ataonareo, dia zao ny an'i xxx dia zao ny an'i yyy. Raha tsy zany ve hisy hametraka plaintes ny participants sasany ?
31. Herimiafina
(
29/07/2006 12:21)
Ary ireny video gag ireny ve tena marina e! To9a be tsikitsiky sy mijery camera ny sasany injainjay knou! :^)
32. diamondra27
(
29/07/2006 13:43)
HM/ enao ty koa tena mampimé mitsy @ le papa masiaka be
mety hangalapinana zany zaza zany refa lebe
tsy mba hanao HM le millionnaire ve zany toi e!satria efa tsy tia bachelor sns...
mety hangalapinana zany zaza zany refa lebe
tsy mba hanao HM le millionnaire ve zany toi e!satria efa tsy tia bachelor sns...
33. ramialy
(
31/07/2006 10:44)
mamzelkely:
sady bogosy no bokona ao am le tena hummmmmmmmmm sa ve hiafina caméra
ndry kia aza mampime hiafina aiza ndry :roll:, sady mazava ho azy tsy hanao tentateur fopla mihitsy izy fa le hummmm be reny daholo.
35. vale
(
31/07/2006 14:12)
Herimiafina::-w:-w:°)
Ary ireny video gag ireny ve tena marina e! To9a be tsikitsiky sy mijery camera ny sasany injainjay knou! :^)
36. diamondra27
(
31/07/2006 15:05)
vale: misy tena marina ireny ka! video gag ange akia le video familial ireny de alefa any @ production de zay vao diffusé e!
ohatra raha manana zaza njy ka nanao betise mampime izy ka azo video de mety alef
ohatra raha manana zaza njy ka nanao betise mampime izy ka azo video de mety alef
37. diamondra27
(
31/07/2006 15:06)
alefa any @ video gaga iny
tena lasa tampoka koa le izy fa miala tsiny tapaka le frazy etsy ambony
tena lasa tampoka koa le izy fa miala tsiny tapaka le frazy etsy ambony