dobo filomanosana

1. mandrindra ( 27/07/2006 21:29)
nanasa namana avy any amin'ny firenena maro ramalagasy fa te hampidera ny dobo filomanosana tena moderna. izay rehtra tenenina dia mivadika an'izay ho azy ny ranon'ny dobo.
nihazakazaka malaky ary ilay breziliana, dia kafe hoy izy dia nitsoraka dia nilomano tao anty kafe sady mizesta hoe izany no kafe tsara indrindra erantany dia ny avy any aminay. nandeha ny amerikana dia nanao hoe coca dia nizesta , nadeha ny ecossais dia nanao hoe whisky.
rehefa avy nitsoraka ny be sy ny maro dia anjaran'ilay frantsay amin'izay. mientanentana ny lmehilahy fa mbola tsy vitany safidy hoe champgne sa ranomanitra. sady nihazakazaka no mieritreritra ihany. teo amoron'ny dobo anefa dia nifamatotra ny tongony ka hoy izy hoe "merde"
novalian'i cutie ny 01/08/2006 21:07
2. pissoa ( 28/07/2006 05:04)
:-D:-D:-D:-D:-D
3. xxx ( 28/07/2006 06:09)
tsara b saingy mahakofona
4. totofy ( 28/07/2006 08:48)
:-D:-D:-D:-D
" tay " lélikééééé plouf
=))=))=))=))=))=))=))
5. pissoa ( 28/07/2006 09:03)
Hihihi, mitsambikina miaraka am'le frantsay ve totofy izany :roll::-D:-D:-D
6. totofy ( 28/07/2006 09:11)
:-D:-D:-D:-D:-D
7. pissoa ( 28/07/2006 09:19)
Ngah tena nitsambikina oa kou mivanitika fotsiny :-D:-D:-D

Zany ka ... totofy ah totofy ka tena tototra tokoa =))=))=))
(Zah mananihany fa sao tezitsa totofy an :-* )
8. MTN ( 28/07/2006 09:20)
xxx: inona ilay tsara b saingy mahakofona? Fa angaha efa nanandrana?
9. tsoupou ( 28/07/2006 10:32)
mandrindra:
dia nifamatotra ny tongony ka hoy izy hoe "merde"
, dé zay zany le oe nihinan'ny ta..... sa ahoana
10. totofy ( 28/07/2006 15:34)
Ngah tena nitsambikina oa kou mivanitika fotsiny

Zany ka ... totofy ah totofy ka tena tototra tokoa
(Zah mananihany fa sao tezitsa totofy an )


kilalao sy hatsikana ity ry pissoa .... atao hiomehezana....
ngah nareo tsy nandalo akaiky teo tamin' ny vao teraka (naissance) misy aza tena nilomano ... dain=))=))=))=))=))
11. totofy ( 28/07/2006 17:53)
pissoa nga natao césar....rianina :-D:-D:-D:-D
12. pissoa ( 28/07/2006 17:55)
Ontso - fa maninn :roll::-D:-D:-D
13. totofy ( 28/07/2006 18:25)
zah mantsy nahita naturaly ... ka tena nilomano tao dain :-D:-D:-D:-D
14. pissoa ( 29/07/2006 12:37)
Dain :-D:-D:-D
15. MTN ( 29/07/2006 12:57)
Ary ny an'ilay gasy hono inona ry mandrindra?
16. miangalyandria ( 30/07/2006 14:45)
MTN : ranovola koa inona moa sa inona !!! betsabetsa, toaka gasy hihihi :-D
17. ounjasou ( 01/08/2006 13:41)
de nisy nanakana ilay sinoa de ozy oe pipippp
18. mandrindra ( 01/08/2006 20:54)
ylang ylang no nilomanosan'i lery e
19. cutie ( 01/08/2006 21:07)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078