Ny vehivavy sy ny probleme tokantrano

1. elsami ( 27/07/2006 11:23)
olana mianjady @ vehivavy io h@ zao taona arivo fahatelo izao na ara-pitiavana io na ara-piaraha-monina izay tokony mba hitadiavana vahaolana haingana, mahazo vady olana, tsy mahazo mbola olana hafa ihany koa . Tokony mba hanana solidarité koa anie ny vehivavy @ ireny lehilahy mampirafy ireny e! tsarovy fa vehivavy ihany koa no alainy @ ireny ka tokony mba handinin-tena ihany koa ny vehivavy , ny lehilahy koa anie miseho ho mafy be eo izy fa rehefa azonareo izy miforitra ihany e ! Tsarovy koa Ralehilahy fa raha tsy ny vehivavy nareo tsy ohatran'izao ary mbola hiteraka vehivavy koa hianareo koa aoka ny tsirairay mba handini-tena samy hanana ny anjara-masoandrony mamirapiratra e!
novalian'i Fiffi ny 03/08/2006 05:12
2. Herimiafina ( 27/07/2006 14:29)
Marihiko kely fa anisan'ny vokadratsin'ny fanjanahantany daholo izany. Observation sociale io!

Nsy eo amin'ny resaka tokantrano ihany fa na amin'ny asa na amin'ny fiaraha-monina ankapobeny.

Ny hamaritana azy dia ny "guere de pouvoir" mivilana lasa any amin'ny tsy tokony ho izy intsony.

Ny andaniny miezaka mafy hanana fahefana amin,ny ankilany moa ny ankilany mitaraina voan'ny tsindry hazo lena. nefa ny tena marina matoa izy tezitra dai satria te hanana fahefana ihany koa.

Loi de la nature: ny signe roa mitovy dia mifanipaka, ny signe roa mifanohitra dai mifanantona.

Midika fa ny mpampirafy ihany no tsy mahatanty fampirafesana, ny mpandainga no milaza tsy tia lainga , sns.

Rehefa manjavona ny fitiavantena be loatra, rehefa miheritreritra ny mitsinjo ny hafa sy ny zavatra ilain'ny hafa sy mahasoa ny hafa ny olona izay vao afaka io.

Ny olana mantsy, dai ity fitiavantena diso tafahoatra loatra ity an amin'ny lahy na amin'ny vavy hany ka tsy manana intsony once de comprehension, ny fihainoan, fa rehefa tsy tanteraka ny sitrapon'ny tena dia lazaina fa tsy valahara avokoa ny manodidina. :wink:
3. diamondra27 ( 27/07/2006 18:05)
raha mandeha araka ny fanahy enao de tsy hisy olana aminao ny tokantrano.

cutie: manararaotra manoratra eto fa momba le fanontanianjy indray mande iry momba le oe: misy CD na DVD ve le resaka vonjeo ny fianakaviana. Valiny: ie , eo ampanaovana azy izy izao fa hivoaka atsy ho atsy ;
100 euros ny 12 titres
de misy boky ihany koa vao nataon'izy mivady ka raha tianao de omeko anao ny adresiny, fa 7euros iny ary alaina any dago
4. tsoupou ( 28/07/2006 06:31)
Herimiafina:
Midika fa ny mpampirafy ihany no tsy mahatanty fampirafesana, ny mpandainga no milaza tsy tia lainga , sns.
Ny dikan'io tsy oe mpampirafy elsami an :D
Valable ho an'ny vevavy ko ange io e, misy ko zany oe vevavy mampirafy zany fa tsy lelahy rery akory an :-w
5. prime ( 02/08/2006 12:19)
tsoupou> marina ny anao...:lol:
6. Fiffi ( 03/08/2006 05:12)
tsy ny vhv hiany no manana olana ao an-tokatrano eh! ny lhl koh ! fa de anjaran'ny tsirairay fotsiny ny mikolokolo ny azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0961