firy ny numero anao ....????
1. totofy
(
27/07/2006 07:18)
Nisy tanora roa zany lahy sy vavy ... nandeha boîte de nuit ... dia nifampikoty ...ok zany ... tsy nisy resaka na inona na inona ....lasa nody tamin' amin' ilay sipa...Tonga dé nanao .. raikitra tao ny combat beuuuuuu, tsy nisy resaka foana ....maraina ny andro niankajo lé bandy..... lé sipa angamba té hiresaka sy hanoy ( nefa lé bandy tsy niresaka mintsy ).. dé nipitrapitra teo fotsiny....
iny lé bandy fa handeha hivoaka ny varavarana .. niazakazaka ilay sipa nanontany :
*- c'est quoi ton téléphone ????
- NOKIA
sady lasa izy nandeha .
* miova ny hevitra raha nadika teny gasy (mila tsiny)
iny lé bandy fa handeha hivoaka ny varavarana .. niazakazaka ilay sipa nanontany :
*- c'est quoi ton téléphone ????
- NOKIA
sady lasa izy nandeha .
* miova ny hevitra raha nadika teny gasy (mila tsiny)
novalian'i totofy ny 02/08/2006 16:03
6. kala
(
27/07/2006 12:29)
dain ty Herimiafina ê! zay ndray vao hita an! nanafina hery taiza? :roll::roll:
totofy > 8O
kelly13 > tsika mitovy, nisy fa lany moa zany no tena marina ê!:-D:-D:-D:-D
totofy > 8O
kelly13 > tsika mitovy, nisy fa lany moa zany no tena marina ê!:-D:-D:-D:-D
7. Herimiafina
(
27/07/2006 12:36)
Kala marina, wie geht es? inona moa ny telephone anao kay? hehehehehe=))=))
8. mamzelkely
(
27/07/2006 12:58)
kelly13 :P tr manana angah, taiza ko nisy direktrisy tr hanana telephone :-D
13. kelly13
(
28/07/2006 04:41)
mamzelkely, za direktrisy tsy manana telephone ka! inn no maharatsy an'izany?:roll::lol:
14. mamzelkely
(
28/07/2006 05:07)
kelly13 de inn ny antson secretera zany ra misy reunion d'urgence :-D:-D
15. marosahanina07
(
28/07/2006 06:06)
efa betsaka ny naonantaniako numero zany fa tsy nahazo eh . javascript:emoticon('=))')
17. kelly13
(
28/07/2006 09:30)
mamz, mi debra i sekretera refa oran'nizay! lol zay no maha sekretera azy!! sady efa omeko karama b izy tsinn:°) 8)
19. tsoupou
(
28/07/2006 10:29)
Tsara fa tohizo, tandremo fotsn adino ny manome anlé num refa misy sipa mlay be mangataka
20. kelly13
(
28/07/2006 15:45)
mamz>lol meuhhh non, zany no asany, za teo no niala nge e! :D et tu le c bien en plus pfff