Manara-damaody
21. kally
(
29/07/2006 11:53)
Ny ahy izay tiako ihany io! ary ny tena halako sy tsy tiako ny zavatra be mpanao.
Io no mahatonga ahy ho ela be vao mahita zavatra tiako hany ka ny akanjoko mbola be dia be ny akanjoko t@ 89-90 tany mbola anaovako hatramin'izao (soa ihany aho fa tsy dia nitombo),indraindray moa hividy akanjo no nivoahana maraina, mody hariva tanam-polo:cry: fa sarotiny loatra.

22. Herimiafina
(
29/07/2006 15:02)
Iny no favy retsy ry Kally an! :-*
Zah koa manao toa n'i Kally io, tsy haiko hoe nahoana fa injay andro izay nandeha nividy kitro dai faly ery hoe nahazo vaovao dia tonga dia annaovana, vao nivoaka ny magazay anefa dia nahita olona nanao kiraro mitovy amin'ilay izy dia somary kivy sahady.
Izay no tsy mba naha-tara ahy amin'ny sipa kambana mihintsy hatrizay! :^)

23. kally
(
31/07/2006 05:36)
Tsy maintsy hiara-hiantsena ihany isika sy Herimiafina dia izaho mpitily eo ivelany sao misy manana mitovy , dia raha misy dia asaiko mandeha haingana ilay olona aloha fa sao hitanao ka ho kivy eo ianao:-D:-D
24. Zina
(
02/08/2006 15:45)
Ra manao otran abrahama zany ange dé tena sûr fa voarôka tsotszao ra miasa e.
Andramo ange e
ito ihany no lamody tsy harahiko