rabaradaka: Oh zalahy e, fa tianareo hanahaka ny zanabazaha hitifitra an-dreniny na hilako ny rainy ve ny zanaka gasy e ?
izay fomba hitaizainao ny zanakao hiany ry raba ah! ary diniho tsara aloha zay lazaina fa tsy ny zanabazaha rehetra no manao an'izany fa ny marary saina! Izay mahatsara ny fitaizanao ny zanakao aloha hatao tsara fa tsy adala akory ireo RAD Malagasy ka tsy hitaiza ny zanany @ lalana mazava!