solonanarana tsara indrindra
44. mamafara
(
04/08/2006 06:27)
misaotra an'i Herimiafina :*
ianao koa namako ka! na dia mbola zavamiafina amiko aza ny aminao. :wink:
aza jerijery aty 'nareo !!!!!
fa tsy ratsy kosa ange ny hoe "ravatorano" (kay ianao fantatro be), "lapino"
ianao koa namako ka! na dia mbola zavamiafina amiko aza ny aminao. :wink:
aza jerijery aty 'nareo !!!!!
fa tsy ratsy kosa ange ny hoe "ravatorano" (kay ianao fantatro be), "lapino"
45. Fiffi
(
04/08/2006 06:39)
mamafara:aleo zany aloha hakipy ny maso rehefa hamaly eto sa tsy tokony valiana mihintsy ? :-D:-D:-D:-D
misaotra an'i Herimiafina :*
ianao koa namako ka! na dia mbola zavamiafina amiko aza ny aminao. :wink:
aza jerijery aty 'nareo !!!!!
48. ravatorano
(
08/08/2006 05:12)
hoy mamafara hoe : "fa tsy ratsy kosa ange ny hoe "ravatorano" (kay ianao fantatro be)"
zany an !
saotra é :wink:
zany an !
saotra é :wink:
53. diamondra27
(
22/08/2006 13:19)
aza atao rakotonandrasana hono ny ps fa tsy mety
sao misy manaohoe: rakoto -nandra- san -a!=))=))
hatsikana henoko io fa tsy za namorona an'io an!
le accent hono no tsy mety
sao misy manaohoe: rakoto -nandra- san -a!=))=))
hatsikana henoko io fa tsy za namorona an'io an!
le accent hono no tsy mety
54. mimich
(
23/08/2006 07:30)
ny ahy ny ps nahafinaritra ahy tato de "poupounesana" , ary tena hitanao we miteny be ilay ps rehefa nahita an'ilay olona tompony.
59. prime
(
25/08/2006 11:03)
fomba fiteny io hoe mandiso fanantenana e... na noeritreretina ho tsara nefa hay dikotra b, na noeritrertina ho ratsy nefa milay b...:-D:-D:-D