hoy ny Radio

1. Aino ( 22/07/2006 18:29)
milaza ny radio fa tsy de tsara ny mande plage matetika iznay hoe eo @masoandro fa diso mahery laotra ny heriny hafanana ka mety hitondra holana ho any rehetra.
novalian'i watafon ny 15/08/2006 20:04
2. cutie ( 22/07/2006 19:00)
lasa cancer de skin ngamba
3. Aino ( 22/07/2006 19:14)
cutie hihih ie efa be ny buplicite any hireny hoa aza mijanona tahaka ny gamba hono.
4. cutie ( 22/07/2006 19:21)
in zany gamba:roll:
5. sipagasy ( 23/07/2006 05:25)
tsy azo atao ny mitanin'andro eo @ 10h maraina ka hatramin'ny 15h tolak'andro eo ho eo fa tena manimba ny hoditra, na dia mihosotra fiaro maro karazany aza, koa mitandrema ary ny mpanao vakansy any @ masoandro, na amoron-drano e!
6. Aino ( 23/07/2006 06:02)
sipagasy ka ny aty anie anky na @8ariva aza mbola mamay be ny masoandro hoe.
7. Aino ( 23/07/2006 06:05)
crevettes anky ilay izy cutie fa izhao no diso fanoratra.
8. sipagasy ( 23/07/2006 07:11)
afaka mitanin'andro ianao raha mihosotra menaka fiaro aoriana sy alohan'ireo ora ireo kannn
9. Aino ( 23/07/2006 16:27)
sipagasy izhao anie mitanina fa tena tsy zaka ilay izy fa mamay be laotra ko, sady izhao koa hatsizay tsy de mampiasa creme fiarovana izany. mitanina kely fotsony isan-andro de ampyu fa saode lasa tahaka ny lokom-boroy eo fa tsy crevette hintsony
10. cutie ( 23/07/2006 19:57)
Mpandefa : Aino [ Valio ] 23-07-2006 11:05:54
Lohateny : Re : hoy ny Radio
crevettes anky ilay izy cutie fa izhao no diso fanoratra.

ok:wink:
11. sarobidy ( 25/07/2006 08:07)
de ho aiza zany zay no hitanika andro?:-o
12. watafon ( 25/07/2006 09:07)
eo indrindra isika zao ! eny @ aloka eny angamba sisa e !:-D
cancer n'ny hoditra mihitsy no mety hoa zo raha ela loatra fa izany oe isika aty @ tany mafana anie tsy d misy hatahorana loatra amin'io e! @ lokon'ny hoditra no mahatonga izay e! efa natao njanahary hahazaka kokoa ny herin'ny masoandro isika
13. Aino ( 25/07/2006 13:26)
sarobidy, watafon ny ahy ny tapany @ masoandro de ny tapany @ aloka de @izay mifangaro ao dol na ny masoandro nany aloka ko de rehefa may ny tapany ambany de ny ambony indray no atanina :-D
14. kally ( 25/07/2006 14:14)
Fa atanina atao inona izany ry Aino?:lol:
15. watafon ( 25/07/2006 17:40)
maka vitamine D akia ry Kally an !
16. pissoa ( 25/07/2006 17:51)
Zany tokoa ngah mou :-D
17. watafon ( 25/07/2006 18:23)
voalazanao rahavako !:-D:-D:-D
18. fijo ( 25/07/2006 21:12)
ny tsy mety dia ny mitaninandro manomboka amin'ny 10h ka hatramin'ny 17h.eo no tena mamely tsy zaka ny masoandro,ary dia mitsetsatsetsa mihintsy,raha eo no mitetateta.lasa aiza ny "s" rehetra teo?
19. Aino ( 26/07/2006 06:22)
kally :-D vandiko iznay anky kally ah izhao tsy matanty mitanin-andro fa mamay laotra ilay izy ko!!

20. fijo ( 26/07/2006 17:59)
aino ,kaza mavandy moa e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0892