arabaina manokana i mamzelkely
23. Herimiafina
(
25/07/2006 19:02)
Hono hoa ry ireto, fa maninona kay zah no mahazo bisous? Mba atoroy hevitra moa e? hehehehe:-D
26. dadabe
(
26/07/2006 09:11)
ouaay izany fitoriana fitiavana le , hatrary ka hatraty :-$
hummm aleo haka pilasy fa mety hisy kombaka ihany atsy ho atsy kle , LOKA =MAMZELKELY
hummm aleo haka pilasy fa mety hisy kombaka ihany atsy ho atsy kle , LOKA =MAMZELKELY
27. mamzelkely
(
26/07/2006 10:22)
hanomboka njay ddb sy ny miantsy ady za wa ts loka zany :evil::-D:-D
30. Herimiafina
(
27/07/2006 13:28)
Hono hoa ry ireto! Aiza kay i Ja izay e? tena tiako be ilay nilahatra niaraka taminay tato iny e! :roll::roll:
34. diamondra27
(
31/07/2006 09:32)
ny an'i HM ko mamz no tenenina eto de ja no tadiavina, sa manararaotra an'i le mémoire ki flansy!
bedin'ny rafotsy eo toi an!
mbola HM foana moa no HM sa efa niova MH?
bedin'ny rafotsy eo toi an!
mbola HM foana moa no HM sa efa niova MH?
40. ja
(
02/08/2006 06:46)
Herimiafina:
Malahelo an'i Ja zah zany klé! :snif::snif::snif::snif:
ndryyy izany ve?
teo ihany fa kely dia tsy hitan'ny olona e!
commt vas tu grabd frére? :p