SÔSISY KELY

1. tsoupou ( 22/07/2006 03:28)
Nisy bandy roa lahy lé mpamono kisoa reny niresaka indray mandé
Mpamono kisoa 1 : Novonoin-drabainay lé kisoa lahy be 150kg tao am tanàna dé nazaoan-lery sôsisy 100 kg. Dadany be an ???
Mpamono kisoa 2 : Zany ve lety dé dadany a, nen'ny dadanay aza sôsisy kely tsisy 1/2 kg nahavitany anlà kisoa be otran'io ko :D :D :D :D :D :D
novalian'i Achia ny 23/07/2006 17:03
2. cherinah ( 22/07/2006 07:37)
tpt be a marina mafy
3. lapino ( 22/07/2006 13:10)
:-D:-D:-D
4. fasaly ( 22/07/2006 13:16)
:lol::lol::lol:
5. Herimiafina ( 22/07/2006 13:18)
Tena tsy azoko klé, ileiry ve ny kisoa sa ilay akama sa ny dadan'ilay akama dia dadan'ileiry ihany.
raha ziay mantsy dai kisoa koa ileiry! hehehehe=))=))
6. pissoa ( 22/07/2006 13:32)
Tsy azoko kle 8O
7. tsoupou ( 22/07/2006 13:42)
Herimiafina:

Tena tsy azoko klé, ileiry ve ny kisoa sa ilay akama sa ny dadan'ilay akama dia dadan'ileiry ihany.
raha ziay mantsy dai kisoa koa ileiry! hehehehe=))=))


Dadan lery dadanlé akama iany, dé tsy reven lery lé akama satria zanaka antsisiny dé asiny amlé oe kisoa be otranlà
8. Achia ( 23/07/2006 17:03)
le oe kisoa lahy ty nge zany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0068