mety hisy ve?

1. titis ( 21/07/2006 15:21)
Misy lehilahy gasy tsy mifora ve?dia raha misy inona no mety ho antony?
novalian'i tsoupou ny 26/07/2006 16:40
2. sipagasy ( 21/07/2006 15:46)
mmhhh ngambany!!!raha ohatra ka tany ivelan'i madagasikara izy no niaina ary tsy nisaina izany ny raiaman-dreniny, misy io @ ireny "metisy" gasy ireny ary mahafantatra aho, ny reniny frantsay ary ny dadany gasy, fa tsy nanaiky mihintsy ilay ramatoa ny hanaovana izany ny zanany 3 lahy be izao, efa 21 taona ny zanany farany izao @ izy telo lahy ireo ary tsy misy noforaina,
3. Zina ( 21/07/2006 15:59)
na mety manana aretina izy na handicappe dia tsy afaka nifora..
4. Herimiafina ( 21/07/2006 16:48)
Mandehana any Mananjary fa any isaky ny folo taona vao misy ny didipoitra SAMBATRA.
Donky, raha niraty dieny kely dai lehibe vao hatao, raha mbola miraty sambatra ihany aty aoriana dai miha-soara hatrany vao hatao,
Donky, siora aho fa misy olondehibe mbola tsy mitapaka ao! :wink:
5. mi ( 21/07/2006 16:54)
Aty dago @le fandaharana ao @telé Record misy dokotera mandala ny fitsaboana tatsinanana ary io dokotera io de manentana ny gasy tsy hi-fora. ra liana nareo de mba mijeré telé :evil::evil::evil::evil:
6. titis ( 21/07/2006 19:07)
ny ahy aloha ny zanako lahy @izao ,nataoko didim-potra mihitsy t@ izy efa 5 taona zany hoe tao aorian'ny nahafatesan'ny rainy zay tsy nanaiky mitsy ny hanaovana izany ,fa dia tena tadidiny foana h@ izao isika miteny izao!
7. Silo ( 22/07/2006 03:42)
Zava-misy izany fa izaho aloha tsy mbola sendra lhlhy tsy mifora izany e! sady tsy mbola nahita lhlhy efa lehibe mbola tsy mifora .
8. tsoupou ( 22/07/2006 05:42)
Tam 2001 a naita bandy efa hanambady vo natao asoavana, fa tsy nasian léry anlé mi-dance sy mangalapary reny fa tonga dé tany am dokotera lery.
Fa zay ary tsy nahalala mitsy oe tsy mitapaka izy satria tsy mba miaraka mipipy am bandy mitsy iz.
9. titis ( 22/07/2006 06:16)
=))=))=))
10. fasaly ( 22/07/2006 06:34)
hummmmm! zà aza mahafantatra vazà rehefa izy nanambady dia nifora fa marary hono rehefa hummm ry zareo dia efa izy lahy be no nifora sady vazà amin'izay, marary ihany hono ireny hoditra kely reny fa mizizotra.....:roll::roll::roll::roll::roll:
11. xxx ( 22/07/2006 07:05)
dia tena maro tokoa moa no tsy mifora eto dago hmm na zaho koa aza ne ka tsy mi... e !
12. sipagasy ( 22/07/2006 07:09)
....marary ihany hono ireny hoditra kely reny fa mizizotra....., fasaly inn akia izany mizizotra???
13. ikalakintina ( 22/07/2006 10:20)
le mizizotra reny re ry sipagasy a!, za mahita ankizy tsy noforaina zanagasy eto frantsa valo taona le zaza fa marary(mienjana) izy refa avy mipipy tsy haiko na normal ho any bandikely oe marary tsy oe marary fa mienjana!de naita gasy kou lou za ankizy niara lehibe tamiko fa tsy mifora leiry fa nanambady izy d niteraka fa le oe marary refa anona andraso anontaniako am manaraka!
de foray leiretsy ny zaza na de aty ampitandranomasina aza no mipetraka fa io mbola anisany fomba gasy tsy hita ze maharatsy azy!
14. miangola ( 22/07/2006 10:38)
Betsaka ny gasy tsy mifora na any magadascar aza,,
herimiafina>>>< isaky ny 7taona ny Sambatra any Mananjary fa tsy isaky ny 10taona zany,@ 2007 indray zao no misy any
15. fasaly ( 22/07/2006 13:07)
sipagasy:lol::lol: tsy teny gasy ngah mou io!???:-D
voarirotra zany e!:wink::roll:
16. Herimiafina ( 22/07/2006 13:29)
Misaotra retsy ry miangola an!

Fa le tsy mitapaka anie misy avantazy be e, otsan'ny goavana be izany ilay izy rehefa mifono.
jereo le bandy katitany kely ireny rehefa manao bombers raha tsy otsan'ny bokonozatra be! :-D
17. fasaly ( 22/07/2006 23:18)
ratsy reny tsy mifora reny kou!
mora tangoronan'ny fofona ao amailay hoditra miforoporitra ao de tsy voasàsa madio tsara refa misasa de...beurrrrrrk ny fofona:{:{:{
18. titis ( 23/07/2006 12:39)
mahita hampihomehezina mitsy nareo ato an!=))=))=))
19. ikalakintina ( 25/07/2006 14:01)
fasaly:

ratsy reny tsy mifora reny kou!
mora tangoronan'ny fofona ao amailay hoditra miforoporitra ao de tsy voasàsa madio tsara refa misasa de...beurrrrrrk ny fofona:{:{:{

:?::?::?::?:

20. tsoupou ( 26/07/2006 16:40)
Fa misy cousine-ko ange ry reto manambady vizongo tsy mifora dé lazainy fa milay noho ny bandy mifora hono. :x :x :x Tonga dé sosotra be za dé naika nofelahiko mitsy izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3654