mosque

1. LazaDaddy ( 20/07/2006 22:47)
Hita indray androany (20 Julay) atoandro fa any @ mosque ny hesbollah no mitoby sy manafina ny fitaovam-piadiana.

Izay tokoa angaha vao tena miasa "araka ny tokony ho izy" ireny mosque ireny?
novalian'i prime ny 22/09/2006 11:40
2. xxx ( 21/07/2006 03:38)
LazaDaddy zay angaha vao hita hoe any no iafenana sy anafenanjareo ny fitaovany , efa hatramizay io ka , tsy vao zao fotsiny
3. xxx ( 21/07/2006 04:19)
ary asiana koa any an-tranon'olo-tsotra amin'izay tsy maintsy mahafaty sivily aloha ny israeliana sady iny no atatatata hoe tena tsy mataho-tody ny jiosy!
4. yonikafopl ( 21/07/2006 05:43)
xxx lol:D

raha ny tombatombanay indray an, dia ao am ambassady iraniana ao ry zareo no mitoby sy manome ny baiko, ry zareo lohandohan'ny besarondoha io, satria io ambasady io eny akaikinjareo eny ihany.
5. ravatorano ( 21/07/2006 10:18)
faly aloha mahita an i yoni eto
araky ny vao2 reko tamin ny tv teo dia tena ny ambasady iranianina no mamtsy fitaovana ireo hezbollah ireo ary izany no mahatonga andry zalah ireo manana missile à longue portée izay tena mahatonga ny israelianina hatahotra miitsy.
efa maro ny photo satellite manamarina ny fisian ireo fitaovan ireo izay eo ampelatanan ireo hezbollah ireoka raikitahotra zao tontolo zao sao d io no hiandohan ny ady lehibe manaraka eo
asa
enga anie ka mba hilamin aihany zeareo
6. yonikafopl ( 21/07/2006 10:35)
zoky ravato mbola velonaina ka hihihihihi

ka izay no tsy ahasahian'ny israeliana mikitika an'i syrie sy Iran, matahotra ny hipoahan'ny ady lehibe manaraka.

Fa tiako homarihina an, fa tsy ny finoana silamo no ratsy fa ilay fanatisme.tsetsatsetra tsy aritra io satria ato am fivavahana sy finoana isika.:wink:
7. prime ( 21/07/2006 10:41)
:lol:
8. dadabe ( 21/07/2006 11:14)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 21-07-2006 03:47:38
Lohateny : mosque
Hita indray androany (20 Julay) atoandro fa any @ mosque ny hesbollah no mitoby sy manafina ny fitaovam-piadiana.

Izay tokoa angaha vao tena miasa "araka ny tokony ho izy" ireny mosque ireny?
Miverina

enga anie ka mba tsy ny finona silamo no ho voaloto :roll:
9. LazaDaddy ( 21/07/2006 12:45)
dadabe:
enga anie ka mba tsy ny finona silamo no ho voaloto :roll:
fa angaha letsy io madio? Sa ve hoe tsy maloto kokoa noho ny teo aloha? hahaha


10. dadabe ( 21/07/2006 14:15)
sao dia ny eglizy no maloto :-w
11. Zina ( 21/07/2006 16:08)
Mampalahelo zany
12. dadabe ( 22/07/2006 15:19)
ho anareo mipetraka any dago na any eoropa ka manaraka vaovao rattache mivantana @ amerikanina (TV, yahoo ,.....) dia aleo tsy miteny na mitsara avy hatrany hoe ny Hezzbollah no diso , fa aleo ny ponina ao mihitsy no hanotaniana hoe iza no diso ,

valiny : George Walter Bush no tena terorist :roll:
13. yonikafopl ( 22/07/2006 15:47)
dadabe :roll::-$

Samy diso na ny andaniny na ny ankilany eeeee, samy biby tia mamono olona doly tsssssssssssssssss
14. dadabe ( 23/07/2006 12:53)
yonikafopl :-w fa maninona

ka efa hita fa izy no tena terroriste ko

http://english.aljazeera.net

" Andriamanitra tsy andriny , andrin'i vahoka madinika eny ihany"
15. Achia ( 23/07/2006 16:07)
Ka inona no atao any ry anikafaopla fa tsy mody a sao de voan'ny baomba any
16. xxx ( 24/07/2006 00:43)
dadabe:
fa aleo ny ponina ao mihitsy no hanotaniana hoe iza no diso
ny mponina ao mihitsy no miteny fa hisbollah no diso, na dia voarahon'ny hisbollah ho faty aza ry zareo miteny izany
17. dadabe ( 24/07/2006 02:56)
non diso izany e, ianao ve efa tany antoerana tany ry xxx????:-w sa loharanombavovao tao @ yahoo.com no henonao? sa honohonon'olona ?
tsss aleo tsy miteny hoaa raha tsy miaina ao anatin'ilay izy
18. xxx ( 24/07/2006 03:20)
:-D:-D:-D:-D ny sinoa tsy manana liberte indray zany ry bedada no mahara-baovao marina?:-D:-D:-D:-D mapme be ialahy
19. xxx ( 24/07/2006 22:57)
Izay manamarina ny meloka, na izay manameloka ny marina, dia samy fahavetavetana eo imason'i Jehovah. Ohabolana 17:15
20. dadabe ( 25/07/2006 03:53)
matoa tsy miseho matahotra ee !!:b ouainn be

lava be ny resaka raha ho tantaraina eto fa aleo hoaa mangina raha toa ka tsy manana argumnent mitombona tsara :-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0946