lalam pifidianana any mada

1. fijo ( 20/07/2006 18:59)
araka ny vaovao hita farany,dia namoaka ampahibemaso ny volavolan dalana mikasika ny fifidianana izay vitany ny FFKM.
tsy nahita ilay izy moa ny tenako,fa raha ny fitatitry ny gazety,dia toa mba manome lanja ny mpilatsaka rehetra ilay izy.izany hoe mampitovy zo ny mpilatsaka.
mino ve isika,fa hodinihana ao an dapa io volavolan dalana io?
iza no handroso azy ao?
hitarika fanemorana ny datin'ny 03 desambra ve ny fandinihana azy io?
ary raha tsy lany ve io,ahiana ny hisian'ny korontana ao an tanana?
novalian'i prime ny 11/09/2006 15:01
2. Zina ( 20/07/2006 20:12)
raha ho tanterahina ireo dia ho lasa @ janvier ndray ny fifidianana..
Ravalo ihany ny ady eo e
3. Ragadona ( 20/07/2006 21:17)
Aza manao prop eto ry Zina fa refa tonga ny fotoana dia samy hanao ny azy eto ihany isika e ary aza maka tahaka ny fomba fanohanan ny arema an i Deba fahiny fa efa nampitondra faisana
4. agoago ( 21/07/2006 06:26)
Ilay lalampifidianana izany navolavolain'ny FFKM tsy mbola hitan'ny maro marina, noresahin'ny gazety fotsiny hoe comité indépendant no manao ny fifidianana, mba tsy azoko f'angaha moa hatrizay hatra@ Tsiranana no mankaty, tsy izay fanjakana eo foana ve no mikarakara ny fifidianana e, na any @ firenkafa koa aza.sa ny mpanara-maso io comité indépendant io.Dia hoe bulletin unique sahala @ any ivelany, misy mahatsara ilay bulletin unique, mba samy azon' ny olona na lavitra be any isafidiana ny candidats rehetra fa ho azon'ny olona gasy any amabanivolo lavitra be any ao anatin'ny fotoana fohy ve ilay bulletin unique hoe sary sa numéro cochéna no hofidiana, ny eto amintsika izay asa moa na firy isanjato no tsy mahay mamaky teny sy manoratra
5. prime ( 21/07/2006 09:16)
Raha ny hevitro indray dia tsara ilay lalam-pifidianana vao2 @ ankapobeny fa zavatra 2 ihany no hafahafa amiko, ilay nampidinana ny caution ho smic X 10 sy ilay fanalavàna ny période préélectorale...
Ankoatr'io dia iza tokoa no GP hitondra azy ao @ parlement fa raha ny tim (maro an'isa) efa nandà an'io fa ny azy dia ilay teo aloha nampifanolana t@ 2002 iny ihany...8-)
6. ravatorano ( 21/07/2006 09:52)
io lalampifidianana nataon ny ffkm io dia saika ry zareo avi no hitonddra azy nefa toa nihemotra ndray zareo fa .... tsy haiko loatra...
raha haroso ao ary io dia handany an io v ny depité ao izay tim no maro an isa ao ?????
sarotra inoana zany eh fa defa mahaiza mionona amin ilay efa nisy teo aloha uihany.
7. Zina ( 21/07/2006 12:21)
Ravalo ihany ny ady eo ka
8. fijo ( 21/07/2006 19:37)
zina,:-D:-D:-Dtsy efa mba ra9 kosa ve izao e.
ilay resaka antoka koa no tsy voako ao.raha smigx10 izany ve ry zareo tsy 300 000 x10=3000 000ariary.ka iza no tsy ahavita raha io.izany hoe hirotsaka daholo izao gaigy sy jamba rehetra izao,dia inona no hitranga?????
9. LEMOTA ( 22/07/2006 08:00)
Zà koa tsy d'accord @ le caution ambany be, raha tsy mi-passe ao @ TIM maro an'isa koa anefa io de mety hisy impact @ireo électeurs ondrin'ny FFKM, de ho vavany irery eo ny TIM satria efa hisintaka azy daholo izany ny ankamaroan'ny mety ho hery eto @ tanàna ka asa, ny tenin'ingahy Kaleta koa no mahagaga kely ahy hoe betsaka ny gasy mbola tsy mahay mamaky teny, mba tsy hilazako loatra ny momba azy, le ambanivolo mety hisian'izay ange ka tena vitsy raha ampitahaina @i Mcar e, asiana komity manoro mandritry ny fifidianana isaky ny bureau de vote de ok, izay indray aloha e
10. fijo ( 25/07/2006 20:49)
lemota,hevitra sara izay.
11. prime ( 01/08/2006 08:55)
tsara ny hevitr'i lemota ary mitombina mihitsy mikasika ny "impacts" eo @ mpino ffkm, fa ilay lalàm-pifidianana toa manana endrika "diversion" ihany ataon'ny mpitondra mba hanapenam-bava ny mpanohitra kooohh... ny tim maro an'isa tsy hanaiky an'io raha tsy hoe mahazo baiko tokana indray, nefa kely ihany ny finoana isehoan'izany... fa ny mpanohitra no hikofona @io...
12. fijo ( 01/08/2006 20:39)
ka io lalam pifidianan aio,dia holaniana,raha vao lany eo ravalo.izany hoe lanio klo ravalo,fa io hoan'izay hirotsaka manaraka
13. prime ( 02/08/2006 08:48)
:lol::)
14. fijo ( 02/08/2006 18:55)
kozy ko.
15. prime ( 07/08/2006 11:11)
manaiky aho kah...
16. fijo ( 15/08/2006 21:33)
i ratsirahonana izao dia hita fa manaiky io nolazako io koa."gazety madagascar tribune "androany 15/08/2006
17. prime ( 16/08/2006 13:30)
:lol:
18. fijo ( 16/08/2006 22:15)
androany koa izao"tribune ihany"dia nilaza koa ny FFKM,fa io lalana io,dia natao hoan'ny fifidianana hoavy"he he he,izay le kilalao politika e.
19. prime ( 17/08/2006 10:02)
Marina ny anao kah... hafetsena ho'aho io... :°)
20. fijo ( 06/09/2006 21:19)
ny vahoaka letsy no mampalahelo,fa io anie sangodim panorona efa matipaika e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1729