Sakafo tsy misy hena
21. dailynews
(
25/07/2006 14:53)
izaho aloha aky dia ireny fried tofu ireny dia ataoko tahaka ny nahandro gasy satria ireny tsy mora miparasaka. dia asiandry lasosy voatabia sy tongolo dia tongolo gasy sy sakamalao, dia azondry arotsaka rehefa avy eo ny bolk choy ohatra( karazana anambe ? ary bolk moa sa bok ..tsy haiko). asa aloha raha ho tiandry.
raha ny sosy dia soy ihany koa no atoako matetika fa dia andraso indray hoe jerena hoe inona koa no azo afangaro aminy.
ny fried tofu na silk tofu ihany koa aky dia azondry atao lasopy a, tsara be ihany koa. lasopy legioma dia arotsandry ao izy rehefa akaiky ho vita iny.
ahh! dia azondry ihany koa ny mi griller indray iny fried tofu iny, ary avy eo misy lasosy izay hoe ..peanut sauce any amin ny vietnamiana no hangalandry azy(mody mividy vietnamiana spring roll ndry dia miaraka amin izay ilay sosy, asaivo ataony bebe)hinanandry azy dia aoka fotsiny.
dia misy ihany koa ataondry zareo hoe chicken tofu..izay tena tahaka ny hena mihitsy anefa dia tofu tsara izao...izay no tena favy be mihitsy satria dia matsiro lavitra noho ny tofu fahitandry andavanandro.... saingy toa tsy hitako eny amin ny mpivarotra ilay izy..manandrama ihany anefa.
izay aloha aky no azo aroso a.

22. dailynews
(
25/07/2006 17:08)
oay saika adinoko aky a. dia ao ihany koa ny tofu curry, ny ilaindry dia ovy voatetitetika fa tsy betsaka, petit pois, karoty voatetitetika ihany koa, tsara raha efa malemy ireo azondry atao anaty microonde dia ronono coco, curry paste izay mena ny lokony na ilay curry malagasy ireny koa tsara.
asiana menaka kely ny vilany, na lapoaly dia arotsaka ny tongolo dia avy eo ny tofu dia avy eo tondrahana ilay ronono coco ambifotsy, dia aodikodina dia avy eo ny curry paste sy ny legioma volaza teo ambony dia miandriandry kely ndry dia (5 mn ?)izay. aza asiana rano.

23. naughtyboy
(
26/07/2006 11:19)
dailynews,bok choy na le pak choy samy tsara fangaro
@ deep fried tofu fa ny fanaovako saosy miaraka @ izy io de soya sauce asina sakamalaho sy voasarimakirana kely menaka oliva,rice vinegar any @ sinoa ko no misy an'io tonga de milamina ny olana kely de mora noana @ le anana reo fa mety ho fanokafambavony fotsiny io

25. Zina
(
26/07/2006 17:51)
tsy ny tofu ihany ka.
ny lentille na crack wheat azo atao solokena kona ... miaraka @ ingredients zay tianareo dia ataovy fisaka na bolina na atao anatin'ny four (meatloaf) dia tsara be ko
ny lentille na crack wheat azo atao solokena kona ... miaraka @ ingredients zay tianareo dia ataovy fisaka na bolina na atao anatin'ny four (meatloaf) dia tsara be ko
27. kally
(
29/07/2006 12:09)
soanja:
Zah tia trondro be mihitsy. Misaotra betsaka antsika rehetra fa misy hodinihina io. Recettes moa no tena tadiaviko fa ny karazan-tsakafo efa harako ihany. Fa ilay fahandro maha gasigasy no mba mamiko e.
Ohatra hoe sao mba misy mahafantatra ny fandrahoana ilay katsaka ohatra ny voatototo amidy amin'ny fonony na fono-katsaka ka asa na andrahoana bain marie le izy sa ahoana. Tsy koba akory fa ohatran'ny matevitevina ireny. Eny amin'ny lalana mankany Antsirabe-Ambatofotsy gara no mivarotra azy rehefa any Dago. Zah mba te hahandro mofo po-tsatroka. Baranjely amin'ny tsy haiko ohatra sns. Misaotra betsaka o.
Solovolo akia ny anaran'iny ry Soanja a! katsa-maitso no fanaovana azy, ohisana, esorina @ kolany dia totoina ilay katsa-maitso dia avy eo asiana siramamy sy akondro voapotsika na izay tiana, dia fonosina amin'ilay raviny teo, dia fatorina tsara dia asiana tapa-kazo milahatra tsara ao anaty vilany dia asiana rano ny vilany dia atao eo ambonin'ilay hazo kely ilay solovolo(atao bain-marie) dia soromy tsara ny afo, fa maika hihinana:wink:
28. soanja
(
01/08/2006 03:36)
Kally> Misaotra betsaka aky fa tena io mihitsy no notadiaviko hatramin'izay. rahampitso ihany dia efa hanandrana hanamboatra aho. :-*:-*:-*