TENA FALY.........!

1. fasaly ( 19/07/2006 14:30)
Tato ho ato zà de nahatsikaritra fa betsaka ny niditra sy nandray anjara ao amin'ny forum na dinika serasera e! tena mahafinaritra mihintsy satria mba misy namana vaovao manadray anjara fa ny namana taloha mahafinaritra foana an!:wink::wink::wink:de mitongava dooly azy fa mbola betsaka ny palce:wink:
dia ho an'izay tsy maharaka ny dinika hatreny amboalohany toy i lalah de araho moramora zay tratran'ny aina e!:wink: ampianay tosika kely fa aza kivy:-D:-D:-D:-D:-D
mazotoa dooly e!:P
novalian'i prime ny 01/08/2006 11:21
2. cutie ( 19/07/2006 14:37)
iza avy zany fa za tsy maharaka:roll::-D
3. fasaly ( 19/07/2006 14:56)
hummmmm! tratran'ny dekalazy horera kou ngah i cutie de tsy maharaka:wink::-D:-D:-D i lalah zao de vao tsy ohatra i tokinao ry etsetea tsetra e! hihiii diniho de araho moramora ap e!:-D:-D:-*
4. cutie ( 19/07/2006 15:01)
:-D:-D:-D:-D
ie tratra za:-D
5. ja ( 19/07/2006 17:01)
tsy zany akia fasaly fa zao koa ngamba vokansa dia manam-potoana kokoa ny olona a!(enfin raha ny tenako manokana aloha no teneniko)
6. fijo ( 19/07/2006 17:38)
naona ve ndry:"en fain"vao mazoto misera ry ja :-D :-D:-D
7. fasaly ( 19/07/2006 17:41)
tsy azoko mitsy ry fijo ny tiandroky ho soratana fa lay mikanikany no haiko:-D:-D:-D:-D
8. ftma ( 19/07/2006 17:46)
Fasaly za ko faly be fa teto no tena niresahatsika (na dia nifakahita tsy niresaka aza :wink:)
ny mamaky ny forum aloha no tena mampazoto ahy indridra rehefa hitako ny ps cutie sy fasaly :wink: fa ilay mamaly aloha mbola vao mianatra e
mazoto daholo
9. fasaly ( 19/07/2006 17:54)
ftma: domay beuh aky e! tsssss
fa tsy mani!nona fa sava ranon'ando lay tary am gospel aky a!
mahasosotsa beuh ny mieritreritra azy
ka zà nge tinona tsy nahalala anjy e!:wink::-*:-*fa milay foana ka! zao vao tena mifankahalala tsara:-D
10. ja ( 19/07/2006 18:23)
fijo:

naona ve ndry:"en fain"vao mazoto misera ry ja :-D :-D:-D



ina ozy elà?
11. fasaly ( 19/07/2006 18:45)
mitady hiteny sinoa aky i fijo ry ja a!:-D:-D:-D:-D
12. Mifenty ( 19/07/2006 19:17)


faly mitsy e


ataotsika mamay reo maramila mpanimba tatezana reo


faly aho, tena faly
13. ja ( 19/07/2006 19:23)
fasaly:

mitady hiteny sinoa aky i fijo ry ja a!:-D:-D:-D:-D



hihihihhihi!
ka tsy tokony ddb v no hiteny sinoa eto akia?
hihihihihihi
14. cutie ( 19/07/2006 20:18)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 19-07-2006 22:46:55
Lohateny : Re : TENA FALY.........!
Fasaly za ko faly be fa teto no tena niresahatsika (na dia nifakahita tsy niresaka aza )
ny mamaky ny forum aloha no tena mampazoto ahy indridra rehefa hitako ny ps cutie sy fasaly fa ilay mamaly aloha mbola vao mianatra e
mazoto daholo

efa haiko fa manaraka :wink:ahy foan ny zokiko :P:lol:
15. fasaly ( 20/07/2006 03:56)
mifenty: in ndray zany miaramila manimba tetezana zany:-D:-D:-D

faly aho tena faly....:P:P:P
16. mamzelkely ( 20/07/2006 06:22)
za ko tena faly saingy za zao ts de afaka maketo be tsony firy fa sahirana pfffffffff:( :-D:-D
17. sarobidy ( 20/07/2006 08:48)
inna zany palce ry fasaly:wink::P
18. ravatorano ( 20/07/2006 09:09)
za vao nareo foteiny no tazako defa faly za
fasalay;fijo;cutie,ja,sarobidy,ftma d njinja zà hihihihhihih
mazotoa tsika d hazoto koa ny sasany eh ahahahah
19. ramialy ( 20/07/2006 09:44)
fasaly : le miaramila tsy :?: loatra fa le tatezana nge no tian'i Mifenty tenenina e:-D:-D... Andray kousssa iza ary no mpiteny an'izany :wink:
sarobidy : teny diso tsy mba kabary e
20. fasaly ( 20/07/2006 10:53)
sarobidy: place aky io fa tsy palacefa diso frapy a!:wink:



mamz: manahy aho fa sao hanao tsan'ni sasa kou njy ity an!:cry::?

ravatorano: zà mazoto foana ka! raha tsy hoe tapaka ny connexion ngah:wink::-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2227