vavaka ho an'i namana rehetra!!

1. xxx ( 18/07/2006 15:43)
Ray o! Misaotra Anao aho raha afaka manonona izao vavaka izao!.Tahio Ray o ireo namana rehetra izay mifanerasera eto,ny fitiavanao sy ny fitahianao anie hanaraka azy ireo,eny,na aiza na aiza misy azy ireo.Ka na ho mafy na ho sarotra ny fiainanay ety an-tany,dia hitsinjo azy ireo ianao.Tahio amin'ny asany avy izy ireo,ary Ianao hampianatra azy ny fitiavanao sy ny sitrakao.
Ray o! tahio ireo Malagasy,tahio ireo namana,tahio fa mila anao.Amen!!
novalian'i prime ny 16/08/2006 13:21
2. booboo ( 18/07/2006 16:02)
Amen
3. Herimiafina ( 18/07/2006 16:07)
Alea jacta est

Dia hotanteraka tokoa anie izany!
4. dadabe ( 19/07/2006 01:38)
^:^^:^

fa angaha mahamenatra ny mivavaka ??:-w maninona no miaafina


"...raha menatra ahy ianareo ,dia mba ho menatra anareo ihany koa aho..."
5. Ralay ( 19/07/2006 02:23)
Zah aloha lesy ry dadabe de tsy menatra satria mivavaka @ tenako ihany :-D
6. soanja ( 19/07/2006 11:25)
Ity indray mitoraka ity indray kosa dia misaotra an'i xxx aho e. Enga anie hisy fiantraikany amin'ny tsi-1-1 avy ny vavaka nataonao.
7. prime ( 21/07/2006 09:53)
^:^
8. sarobidy ( 16/08/2006 11:03)
Hoy i dadabe :
fa angaha mahamenatra ny mivavaka ?? maninona no miaafina


Raha amiko manokana tsaratsra ary izy nanao xxx fa raha niseho tena teo izy de nahazo sitraka tamin'olona nefa tsy d ilaina lĂ´tra zay amintsika zanakolombelona fa le sitraka avy amin'Atra ihany no tena zava-dehibe.

xxx: Misaotra ndrindra anao de ho tahian'ny Tompo ko enao na d tsy fantatra aza oe iza fa ianao mahafantatra ny tenanao.
9. prime ( 16/08/2006 13:21)
Fa tsara ihany koa nefa ny mijoro vavolombelona ka sahy miseho...:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2321