rehefa tsy te hanisy lafarinina indray dé izao no fanaovako azy:andramo fa tsara be!!!
andrahoina ny ovy, rehefa masaka dé potserina atao malemy tsara( aza atao masaka be fa manjary miraikidraikitra nefa aza atao manta be koa)
andrahoina ny totokena
tetehina ny tongolo maitso sy kaotimila
poivre, carry,sira,...
afangaro anaty bol iray ireo miaraka @ ovy
afangaro tsara ary atao boribory zay angezany tianareo
atao anaty bol hafa ny atody eo @ 3 eo ho eo ampiana rehefa tsy ampy, kapohina toy ny manao omelette(tsy misy fangarony an na somary asiana rano 1 sotro isaky ny atody1)
afanaina mamay be ny menaka, saba raha mety
maka boule dé atao anaty atody dé endasina
:miam::miam::miam: vrai catlessn ny Dago io an!!
MAZOTOA DAOLO