fichier midi

1. tsiahi ( 18/07/2006 05:36)

manao ahoana daholo. Mitady fichier midi- an'ireny hirampivavahana gasy ierny aho, indrindra ny fihirana fanampiny .misaotra e
2. McFy ( 18/07/2006 06:50)
refa mahita dia mba ialzao koa aho. misaotra mialoha
3. sarobidy ( 18/07/2006 11:07)
zà koa ilazao refa mahita.
4. prime ( 18/07/2006 12:26)
Aty dago feno an'ireny... fa sur cd dia ts zakan'ny transmission amin'itony...
5. Herimiafina ( 18/07/2006 16:02)
tsiahi:


manao ahoana daholo. Mitady fichier midi- an'ireny hirampivavahana gasy ierny aho, indrindra ny fihirana fanampiny .misaotra e

Atsofoka anaty clavier ve? tena mbola tsy nahita aho retsy fa andramo hanontaniana ny organista na ny mpitendry ao ampiangonanana e!
na rehefa misy mahay ilay hira dai asaivo enregistrer-ny amin'ny disk dai atao extension Midi fotsiny dai milay. :wink:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1882