Tsy aleo ve hovaina @ izay?

1. ftma ( 12/07/2006 15:44)
Efa 11 ny isan'ny lohahevitra momba an'i Zidane ato tsy aleo ve miresaka fanatanjahantena amin'izay ohatra ny tour de France, tennis, boule, sns :wink:
novalian'i fijo ny 18/07/2006 20:01
2. Herimiafina ( 12/07/2006 16:19)
I Ftma marina! :-*:-*:-*:* elaela njy tsy hita an!
Hita hoa retsy, aleo ovana.
Le final tennis nadal-Federer izao tsy misy miresaka mihintsy.
3. lapino ( 12/07/2006 16:33)
Avelao kosa rangah mba handeh ilay resaka raha mbola mafana a! Mangatsiaka ihany io rehefa mipetraka elaela eo. :wink:
Ilay taranja hafa koa tsy misy liana aminy tsinona ko! :P
4. pissoa ( 12/07/2006 16:55)
Herimiafina, http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44afd2a826951

Hihihi, tsy maninn na zidane foana aza ka ... zah tsinn tsy mandeha ato mitsy :°):-D:-D:-D
5. MTN ( 12/07/2006 16:55)
tena marina izany ry ftma ah
Fa na zany aza tena tsy nety kosa ilay nataon'i Zidane iny raha tena pro marina izy :°)
6. Herimiafina ( 12/07/2006 17:40)
Pissoa, misaotra, hay efa niravona iny revy iray iny izany!
7. fijo ( 12/07/2006 18:52)
avelao kosa hiresaka ny mpandaka e
8. ftma ( 12/07/2006 19:03)
Herimihafina: io za ka :wink:
Azo resaina anie fa ataovy lohahevitra iray de ao daholo, Zidane mahazo lohahevitra 11 be izao nefa mba misy fanatanjahantena mahaliana ihany ohatra foot de rue (dessin animé io an :wink:
9. fijo ( 12/07/2006 19:32)
ka izay anie no maha zizou azy e.
10. ftma ( 13/07/2006 07:14)
fijo: izany marina maha zizou azy,
Ny mandreraka dia ohatr'izy irery no mpilalao ao @ equipe de France, izy ihany no resaina fa ny sisa tsy heno mihitsy, ohatry ny tsy misy ry Verra, Barthez, Henry, sns sa raha nanao adisoana koa ireo de noresaina :?:
11. ftma ( 13/07/2006 07:16)
oups hay moa tsy miresaka foot intsony fa hovaina @ izay :wink:
12. mandrindra ( 13/07/2006 08:24)
pissoa:

Herimiafina, http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44afd2a826951

Hihihi, tsy maninn na zidane foana aza ka ... zah tsinn tsy mandeha ato mitsy :°):-D:-D:-D

ka inona no ataon'i pissoa eto ?:-D:-D

13. ravatorano ( 13/07/2006 09:08)
mifamandrika zany ny resaka eto sa aoan ry ftma sy ry pissoa ary mandrindra.
Aleo kosa ny mpitia foot hikozy eh afaka manao lohahevitra hafa koa anie momba ny taranja hafa e ary za zao dia faly fa i herimiafina sy ftma hanokatra lohahevitra iray momba ny rugby sy ny volley
mazotoa e
14. ja ( 13/07/2006 10:00)
ftma:

Efa 11 ny isan'ny lohahevitra momba an'i Zidane ato tsy aleo ve miresaka fanatanjahantena amin'izay ohatra ny tour de France, tennis, boule, sns :wink:



marina izany e!
15. Mifenty ( 13/07/2006 13:51)
ftma:
Efa 11 ny isan'ny lohahevitra momba an'i Zidane ato tsy aleo ve miresaka fanatanjahantena amin'izay ohatra ny tour de France, tennis, boule, sns



ka na ho 12 aza mou inn ny olana tsy azo atao nga?



zé leo d tsy mamaly fotsiny kou.
16. ftma ( 13/07/2006 17:12)
mifenty: azo nandambatra anie ireo e de ao daholo ny rehsaka momba azy, za aloha tsy maharaka na dia mba te hamaky sy hamaly aza de aleo "tsy mamaly intsony"
:lol:de ampy :lol:
17. pissoa ( 13/07/2006 18:12)
mandrindra:
ka inona no ataon'i pissoa eto ?:-D:-D

Eto aiza izany? :-D
18. Mifenty ( 13/07/2006 18:50)
19. fijo ( 13/07/2006 18:53)
barthezy izao nandrora dia nalaza,zizou nanao katrodoha dia nalaza,ribery be olatra dia malaza.
20. ftma ( 13/07/2006 18:59)
fijo::-$ efa hoe hovaina ny resaka ko mba atao fanatanjahantena indray: izany hoe izay atao hampatanjaka ny tena :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1859