merci tsoupou

1. Mifenty ( 11/07/2006 12:09)

ndao mba amorona blague ho an'i tsoupou fa tena natonny voky blagy mitsy androany le
novalian'i tsoupou ny 28/07/2006 13:46
2. tsoupou ( 11/07/2006 12:18)
Miezaka e, lé mba iarahana eto no tanjona.
Za zao vo bedin'i Mr Hery (admin) teo, dé lé dadabe iny koa nibedy ana, fa mazoto ihany a e.
Six e
3. MTN ( 11/07/2006 12:58)
milay eh,
ny ahy ilay mpandoko no tena reveko :-D
4. mamzelkely ( 11/07/2006 13:09)
fisaorana ho an tsoupou 8)
5. lapino ( 11/07/2006 14:45)
ie, fisaorana eram-pou eran-tsou :wink:
6. dadabe ( 11/07/2006 15:16)
isaory tsoupou'ry zareo a :-D:-D
7. dadabe ( 11/07/2006 15:20)
hay ve tso-po i tsoupou-ry mifenty a:-D:-D
8. pissoa ( 11/07/2006 16:07)
Melcii tsoupou :)
9. ja ( 11/07/2006 17:58)
ie tena en forma mihitsy tsoupou izany androany an!
ddb>fa dia nahoana hono lery no nobesen'là?:roll::roll::roll:
10. Mifenty ( 11/07/2006 19:11)
jà> ita kosa oa

aza bedesina lery kle
11. dadabe ( 12/07/2006 02:09)
zah angaha nanabedy azy le :roll::roll: zah aza nitaraina t@ i lery hoe ataovy teny gasy , fa navadik'i tsoupou le fika le:°):°)

tsoupou'ry Ja anie no namadika resaka e:wink::(:(
12. fasaly ( 12/07/2006 03:52)
misaotra an'i tsoupou ry zareo a!:wink:
13. bebe ( 12/07/2006 05:27)
tsoupou avia atao :*:*:* fa mivadika ndray ny diskan'i dadabe :oops:
14. dadabe ( 12/07/2006 09:56)
mitovy fihetsika @ kala ity bebe ity le :-w:-w
15. ja ( 12/07/2006 10:02)
dadabe:

tsoupou'ry Ja anie no namadika resaka e:wink::(:(


:x:x:x:x:x:x:x:x:x:x
humm efa io zao bb fa alazako @ bb elà ry ddb
tsssssss
:x:x:x:x:x:x:x:x:x:x:x:x:x:x

laingako zany fa ianao mou ddbko foana e
:-P:-P:-P


16. mamzelkely ( 12/07/2006 10:13)
eisy aho e ry dadabe ee :lol::-D:-D
17. dadabe ( 13/07/2006 11:33)
eh mamzelkely :-$:-$

efa hoe tsoupou'ry Ja no namadika resaka a :b

bebe :^):^):^):*:-$
18. xxx ( 13/07/2006 12:14)
Mba manaja tena ry ise fa mba olon-dehibe nandalo sekoly ihany e!
19. dadabe ( 14/07/2006 03:34)
xxx marina izany le , de mba misehoa moa r'ise fa efa olondehikely tsy nandalo sekoly ihany a:-D
20. mamzelkely ( 14/07/2006 05:40)
:-D:-D zay ry dadabe toundé de tena ankatso aaaa :^):-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0936