Nisy juge iray tam tànana tany amerika mba nitsetra ity voampanga iray. Noheverin'ity juge ity mantsy fa dia be loatra ny sazy nomen'ny mpitsara ity voampanga ity (5 005 taona), ka dia nozarainy 5 izany ka nanome 1 001 taona.
Ny mpitsara ve no adala sa lé juge sa izy rehetra mitambatra ???