MIVAROTRA VAM

1. tsoupou ( 11/07/2006 11:14)
Nisy blonde naika hivarotra ny dabany. Sarotra ihany anefa satria efa 250.000 Km

no eo am tableau.
Rehefa lany fika teo izy de nanontany sipa gasy namany (intélligente io an), dé oz

lé sipa gasy oe :
- Vonona hanao fikafika ve nefa ndry e ???
- Ie, tsy maintsy atao ze alafosana anio fa tsis sôsy mits a ko
- Ndana ndry mankary amlé garage namako ary dé teneno oe avereno ho 25.000 Km ny

tableau an'ity daba ity oe.
Afaka andro vitsivitsy, nifankahita ndray iz 2 :
- Lafon-dry ve la daba e ???
- Ndry ve adala e, daba vô 25.000 Km ve akia dé amidiko indray a, aleoko ihany

notazomina, izy 250.000 no tsy tiako fa zao iz tiako be.
novalian'i kelly13 ny 28/07/2006 04:44
2. xxx ( 11/07/2006 12:02)
:roll:zefa koa izany blonde izany
3. tsoupou ( 11/07/2006 12:28)
Izay le maha blonde azy xxx a
4. Mifenty ( 11/07/2006 20:06)


hahaha
5. kelly13 ( 28/07/2006 04:44)
blague dol zany e! blonde, brune, rousse, mainty, fotsy, mavo, mena, samy manana ny intelligence-ny sy ny mahadonto azy :D:P:}
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1315