Gadra nitsoaka sa nampitsoahana
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
21. fijo
(
25/07/2006 20:57)
araka ny hevitrao tokony ho iza????
iza no mahazo tombony amin'ny fisian'ny korontana?

![](https://avatar.serasera.org/10f12151ef41361b91ee3fc1065e14d2.jpg)
22. prime
(
31/07/2006 13:59)
Sady bizna b no ambadik'io fanampin'izay mahita tombotsoa @ fanakorontanana saim-bahoaka...
T@ weekend teo indray izao dia nisy nandoro ny birao iray ao @ fitsaràna Anosy, nitahiry ny dossier rehetra mikasika ireo gadra nandositra tato ho ato... Kila avokoa...:lol:
T@ weekend teo indray izao dia nisy nandoro ny birao iray ao @ fitsaràna Anosy, nitahiry ny dossier rehetra mikasika ireo gadra nandositra tato ho ato... Kila avokoa...:lol:
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
23. fijo
(
15/08/2006 21:53)
ka izay no hilazako hoe atao daholo izay hanakorontanana,mba ahafahana manaratsy amin'ny propagandy
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
25. fijo
(
16/08/2006 22:24)
ka le izy letsy tsy vitan'ny mitohy,fa tena tantara miverimberina ka mankaleo an