slt jiaby o

301. mandrindra ( 14/09/2006 18:42)
cutie, tsara tarehy ny sakanao :-D:-D:-D
302. cutie ( 14/09/2006 18:44)
:-D:-D:-D:-D
tsy ho ratsy mitsy kosa alou e :-D:-D:-D
303. mandrindra ( 14/09/2006 18:46)
bikantsaka izanyyy :-D:-D:-D
304. cutie ( 14/09/2006 18:53)
inny dikan'zany :roll:
305. mandrindra ( 14/09/2006 18:56)
bika + saka
306. cutie ( 14/09/2006 18:59)
:-D:-D:-D:-D
307. mandrindra ( 14/09/2006 19:12)
mefa ilay sakanao toa mbola tsy hitako akory :-D
308. cutie ( 14/09/2006 19:14)
lazainao fa hita koa:-D
309. prime ( 15/09/2006 10:25)
mifampidera saka sy kary indray sisa...:-D:-D
310. mandrindra ( 15/09/2006 13:52)
cutie, tazana ilay saka, tsikaritra ny fisiany, fa tsy mbola hita :-D:-D:-D
311. cutie ( 15/09/2006 20:03)
efa izy ange zany tsikaritra sy tazana zany e:lol::lol::lol:
312. mandrindra ( 18/09/2006 08:26)
eny e, fa mbola tsy hita hoa :-D:-D
313. prime ( 18/09/2006 14:22)
Tadiavin'ny sasany ampideraina vahoaka ndray ny sakan'ny sasany an...:-D:-D
314. mandrindra ( 18/09/2006 14:42)
sasany, sasany, iza daholo izany e?
315. prime ( 18/09/2006 15:14)
sasany1=ilay mitady hahita saka...:°)
sasany2=saropiaro @ sakany...:°):-D:-D
316. cutie ( 18/09/2006 20:54)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 18-09-2006 10:26:08
Lohateny : Re : slt jiaby o
eny e, fa mbola tsy hita hoa

kely sisa:-D:-D:-D:-D
317. mandrindra ( 19/09/2006 12:31)
cutie, efa hanomboka ho tazatazana izany !!(l)

prime, hay ve misy 1 sy 2 koa ny teny e :-D
318. cutie ( 19/09/2006 19:08)
mandrindra efa manomboka lasa le aloka :-D:-D:-D:-D
319. mandrindra ( 20/09/2006 09:50)
ka tandrifindrahona tsinona dia takona kely ilay masoandro:-D:-D:-D
320. cutie ( 20/09/2006 13:51)
de avy koa ny orana e :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2204