Satria tiako an'i Poopy no mihira azy
1. lolokely
(
10/07/2006 11:10)
ory reto a! mbo omeo an'io hiran'i Poopy io aho reto izay mahay ianareo.
fa misy dikany be ho ahy ilay tonony
fa misy dikany be ho ahy ilay tonony
novalian'i cmbolatiana ny 24/07/2006 05:57
2. sarobidy
(
11/07/2006 12:14)
Efa nijery tao @ tononkira ve aloha aloha enao ? Zà mantsy tsy manana mihitsy fa mba tiko ko izy iny.
3. cmbolatiana
(
14/07/2006 09:09)
Za kou reto tena mba mila io tononkira io a. Tsy manam-potoana hangalana tonony aho fa misy cassette ao amiko kanefa tena tiako ilay hira fa tô ohatran'ny tô mampalahelo be kou
4. cmbolatiana
(
19/07/2006 10:20)
Tô tsisy miraharaha mihintsy reto ilay fangatahantsika a?
Mbô omeo moa izay manana e:*
Mbô omeo moa izay manana e:*
5. cmbolatiana
(
24/07/2006 05:57)
Lolokely sy sarobidy a !
Jereo fa efa nisy nampiditra ao amin'ny tononkira ny hira tadiavintsika dia misaotra an'ilé nampiditra azy e !
:D
Jereo fa efa nisy nampiditra ao amin'ny tononkira ny hira tadiavintsika dia misaotra an'ilé nampiditra azy e !
:D
