ajanony!!!!
21. lanto
(
10/07/2006 06:29)
Izay manao xxx d oka mba tsy hanao sonia amin'ny pseudo an'ny namana. Misaotra tompoko.
Manjary sy mampimé tsony le hatsikana fa aleo afindra toerana :))
22. dadabe
(
10/07/2006 07:02)
kii zay vao tratrako fa i fasaly kay no nahatonga le fitsipika vaovao le :evil::evil::evil:
:-D:-D
fasaly sandoka
23. xxx
(
10/07/2006 07:03)
ary adinoko ny nanao xxx le kii:twisted:
zay izao dia hanao surveillance eto , sy hanao verification i lanto sy hery a hahaha:-D
24. mamzelkely
(
10/07/2006 07:13)
:-D:-D surveiller-o tsara aza tanjemo sao de mbola misy manao xxx de signé-na ry dadabe aa :-D:-D
25. lanto
(
10/07/2006 10:31)
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0638