MBA OMEO RY ZALA'H

1. danielscout ( 08/07/2006 05:31)
mba omeo tondrom-peo e!ireto avy

rainay o (tselatra)
tady vy (rah-ckiky)
fitiavako masiaka (ny ainga)
izay fa merci e!
novalian'i dadabe ny 08/07/2006 07:15
2. dadabe ( 08/07/2006 07:15)
zah r'ise tsy nanana fa raha tsy izany nomeko ise a, tsy efa indroa ve izay ity fangatahana nataon'ise ity ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5078