Ny fiavian'ny malagasy

1. xxx ( 07/07/2006 17:09)
Za ho aho ry zareo lasa ny eritreritro hoe avy aiza marina isika malagasy? Ahoana no nahatonga antsika hiteny teny tokana, dia ahoana no nahatonga antsika hifora, dia ahoana no nahatonga antsika hino an'Andriamanitra, sorabe ... indonezianina sa afrikanina sa arabo sa vazimba sa ... ?
novalian'i tsoupou ny 20/07/2006 13:54
2. Herimiafina ( 07/07/2006 17:12)
Ao daholo izany rehetra izany kah! Sady afrikana no indoneziana no arabo no ...sns.
Izay no nahatonga ny anarany hoe malagasy e. :wink:
3. xxx ( 07/07/2006 17:28)
dia ahoana ilay teny no lasa iray fa tsy misy antokotokony?
4. Herimiafina ( 07/07/2006 17:35)
Satria iray ny atao hoe SOUCHE nipoirana dia ny Malais-Indonesien, rantsana avy amin'io souche io koasa no nanome LIGNÉE maromaro noho ny fifangaroany tamin,ny olona samihafa fihaviana maro (afrikana, arabo, jiosy, sinoa, sns).
5. xxx ( 07/07/2006 17:50)
Dia ilay malais sy indoneziana izany no tonga voalohany taty y? Sa hoe ry zareo no maro an'isa, nefa raha maro an'isa ve ry zareo dia hifora daholo ny olona
6. Herimiafina ( 07/07/2006 17:52)
Ny famorana indray dai fomba efa taty aorian'ny niforonan'ny malagasy. Vakio ny tantara fa efa anisan'ny voarakitra anaty lahatsoratra ny resaka famorana.
7. xxx ( 07/07/2006 18:05)
zany? aiza no mety hahitana izany fa tena liana amin'izany aho
8. LazaDaddy ( 10/07/2006 01:38)
9. tsoupou ( 11/07/2006 06:29)
Marina daholo ireo voalaza ireo ry reto a, SAINGY izao :
1- Tsipihiko ety am-boalohany alou fa tsy manao resaka firazanana a fa manome ohatra tena misy fotsiny,
2- Ny dadabenay, taranak'irony mpanjaka taloha irony (lé am tendrombohitra 12 reny),
3- Rehefa atao anefa ny fandalinana ny arbre généalogique-ndry zareo dia "grika" no niandohany, ary voarakitra ao anaty bokim-pianakaviana (lova) mitsy io an,
4- Ny zavatra nianarantsika anefa dia hoe ny origine-ntsika dia vazimba, malais, africain, arabe, javanais, sns, fa tsy misy resaka grika zany,
5- Nefa zany ireo mpanjaka nitondra teto mihitsy no tsy gasy d'origine fa vizongo,
6- Dé ahoana izany ny momba lé teny malagasy, ahoana no nahatonga azy ho nitambarana, sa nisy lavage de cerveau be tamzany, de iza no namorona azy ary ??? Lasa be dia be koa ny fanontaniana tonga tato antsiko rehefa nahalala io voalaza ery @ 2 sy 3 iry za.
10. dadabe ( 15/07/2006 06:11)
ity misy tantaran'i dago

http://www.historyofnations.net/africa/madagascar.html
11. dadabe ( 15/07/2006 06:16)
ity koa http://www.air-mad.com/about_history.html

avy @ india arabes ary afrika i madagascar , fa ireo malysian sy indonesian nanao fifanarahana ara barotra fotsiny
12. tsoupou ( 20/07/2006 13:54)
Misaotra an dadabe nanome an'ireo a, izay nge no tena ilàna anareo efa naazoazo taona ireny e :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.186