sexy!!!
21. Aino
(
08/07/2006 09:34)
ity misy zavatra mahasoa ho an'ny vhy: osory tanimanga sy paraky ny zavatrao dia ho hitanao fa lasa sexy be, ho an'ny lahy indray tsondromy amin'ny tantely 5 ny anao dia ho hitanao ka fa lasa sexy be sady ngoza be, ok
raha izhao saleoko tsy sexy raha iznay ko!!
23. miangalyandria
(
17/07/2006 17:57)
"ELEGANCE IS AN ATTITUDE !!!" : ny ahy zao i Marianne james matavy be fa hitako hoe attirante be dia ahoana izany ? Misy olona anefa lazain'ny media fa sexy, belle e zao zao nefa tsy mahataitra ahy akory !
Fa d'accord aho hoe Angelina Jolie sexy : trop même ! I Lenny Kravitz koa amiko sexy mety betsaka anefa no tsy tia !
Fa d'accord aho hoe Angelina Jolie sexy : trop même ! I Lenny Kravitz koa amiko sexy mety betsaka anefa no tsy tia !
24. Ralay
(
18/07/2006 07:27)
samy manana ny gout-ny sy ny kolera tiny io fa amiko ny sexy dia izay olona manaitra anao ihany ohatra i Marianne James zao tres sexy :lol:
