mamoaka rivotra , inn no antony ?

21. Vaika ( 27/07/2006 13:37)
K 13 : arakaraky ny fotoana ihany kosa e ! Eritrereto hoe : mana rendez-vous important be i toi, dia any amin'ny resto milay be mihintsy (sady mangingina be na dia tomefy olona aza) dia ilay nanao invitation efa tera-tsemboka ery namoaka ilay peratra kely anaty boaty kely milay be. Dia rehefa somary hitsangana kely iny i ndry hisaotra sady hanoroka no mirefotra tampoka ilay reglemantan'ny fahasalamana !!!!!! Dia mitodika daholo ny manodidina, de ahoana ???? :-D:-D:-D
22. fijo ( 27/07/2006 19:38)
kay le,averiko alaina ny peratra.dia mosara no homeko saiana ranomanitra kely
23. kelly13 ( 28/07/2006 04:17)
vaika : d tant pis! ra tena tia ilay olona nanome peratra dia odiny fann! fa ny manodidina on s'en cogne! :wink::P:-o
24. Vaika ( 28/07/2006 06:31)
Fijo : :-D:-D:-D
K13 : raha efa manome mperatra marina izy dia vonona ny hisedra ny mafy tokoa. fa raha raha ilay vao mifampikaoty amin'ny voalohany iny kosa de mety hosahirana ihany ilay tsy mahafehy ny fahasalamany an !
Ohatra : mba samy nipitrapitra hono ireto izy roa kely dia niresaka nilay be ary nony tonga nijaikojaiko mba hangalatra oroka i ra-lhl dia bombe nucléaire no navalin-dra-vhv azy satria taitra tampoka ka nidobodoboka mafy ilay fo, hadino hatreo hatramin'ilay mba maîtrise kely vokatry ny rééducation tany amin'ny spécialiste. Nody fanina aloha i ra-lhl (nanao be marenina sady tsy nahatoky ny sofiny koa) ka nanandrana fanindroany. Indrisy fa i ra-vhv efa nisahotaka tanteraka ka nisesisesy tsy an-kijanona toy ny varatra.
Mety hanenina ihany ianao tsy nisotro ilay ranona-fenouil an !
Fa marina ny anao matetika ny bandy gentleman dia tsy manisy sira loatra ireny problema kely ireny. Fa aleo dinhina ihany sa ahaona ?
25. kelly13 ( 28/07/2006 15:12)
vaika>enao v gentleman??? :lol:
26. Vaika ( 28/07/2006 18:06)
K13 : A ton service madame !:@
27. fijo ( 28/07/2006 19:04)
kelly an,avy dia hitako hatraty ,fa eo ampanaovana ko amety hitefoka le zavatra an.
28. kelly13 ( 28/07/2006 19:33)
fijo>mety hisy zany zvt zany an hihihi, d lasa le blaguen'i tiribao hoe "mandefa rivotra malala an etc..." iny, aoka klou fa ttt b za
vaika>ok, ndraso ary za itady service hampanaovina anao :D:D:D:D:P=))
omeo hevitra rey oul a
29. kelly13 ( 28/07/2006 19:35)
o ry fijo a! toa voavalinao dol le dinika ato? kayyyy miaiky za ka :p
30. watafon ( 31/07/2006 17:25)
fijo anie io ry kelly e! mbola tsy hainao angaha ?:-D:-D
31. kelly13 ( 01/08/2006 05:21)
watafon> lolll mbola tsy haiko i fijo ka, fa ho haiko iany ny farany e :D:P
32. watafon ( 01/08/2006 16:29)
:wink::-D
33. fijo ( 01/08/2006 20:02)
kelly an,ndry aza mbola hovaliako ko.raha manompa an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4444