fiarahamonina adalam-b...

1. xxx ( 29/06/2006 22:58)
adalan'io raha io ny fiarahamonina Malagasy:
tratra ambodiomby, vodiondry, mifanolo-bodirindrina, vodiakoho, tsy loa-body, vody andro merika,... :°)
novalian'i booboo ny 30/06/2006 09:25
2. diamondra27 ( 30/06/2006 05:57)
Fomba fiteny daholo ireo e!

tratra ambodiomby: tratra teo ampanaovana le action
vodiondry:le vola aloha omena ny RAD ny vhv alohan'ny hanambadiana azy, = gage
mifanolo-bodirindrina: voisin, olona mifanakaiky trano
vodiakoho: arabakiteny, vodin'le akoho (omena ny olona antitra na be taona indrindra eo @ latabatra rehefa mahandro akoho )
tsy loabody: teny tsy loabody= teny tsy mazava , tsy misy dikany
vody andro merika: provision mitsinjo ny ho avy

3. pissoa ( 30/06/2006 06:04)
Hihihi
4. xxx ( 30/06/2006 06:06)
diamondra27:
tratra ambodiomby: tratra teo ampanaovana le action
quelle action???
diamondra27:
vodiondry:le vola aloha omena ny RAD ny vhv alohan'ny hanambadiana azy
atakalo???
diamondra27:
mifanolo-bodirindrina: voisin, olona mifanakaiky trano
le trano no mifanolotra eto sa le olona???
diamondra27:
vodiakoho: arabakiteny, vodin'le akoho (omena ny olona antitra na be taona indrindra eo @ latabatra rehefa mahandro akoho )
tsy mbo mendrika afatsy akoho zany ny soara???
diamondra27:
tsy loabody: teny tsy loabody= teny tsy mazava , tsy misy dikany
refa tsisy an'io zany de tsisy dikany doly???

5. hery ( 30/06/2006 08:55)
Tsy azoko ny olana...

Asa raha nanao kaonty i xxx dia nahita hoe fiteny misy v... no betsaka noho ny fiteny misy zavatra hafa (ohatra misy loha, sampana, rano, vary, vola sns). Koa maninona no atao hoe adalam-b... ? Sao dia i xxx kosa no tsy mahita afatsy v... ?

Misy olona toa izany mantsy :-) na dia zavatra hafa no hitany dia v... ihany no ao antsainy. Toa ny olona toa izany no tena adalam-b...
6. booboo ( 30/06/2006 09:03)
fa maninona no tsy hatao hatr@ farany hoe vody ? adalam-body ? sa ve sao saim-body ? hihihihihihihihi


Ho resa-derka ty raha ty lé hihihihihihi
7. kally ( 30/06/2006 09:08)
Booboo> Angaha izany ilay fiantsoana azy rehefa tena io lazain'i Booboo io fa hoe : Randriambolana. Sao falifaly rehefa antsoin'olona an'izany !!:lol:
8. booboo ( 30/06/2006 09:25)
=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2566