Voonjeoeee! Mendy sy poritra? Ranovaky? Sa kendaroroka?
22. arson
(
07/07/2006 12:05)
RAHA TSY IZAY TSY AZO ATAO HOE POLITIKA E! misy kosa anie ny filma tena mifanaraka @zany e!fa tsy votery hoe angano daholo ireny e!
23. marozevo
(
07/07/2006 13:52)
Fa ny film, na mitantara zavatra tena nisy aza, dia tsy maintsy misy mise en scène foana. Izany no atao hoe scenario.
fa ny fiainam-pirenena, indrindra izay mahakasika ny fiandrianam-pirenena sy ny zon'olombelona, dia tsy anaovana scenario izany. Heveriko fa heloka raha izany no anaovana scenario. Hevitro irery anefa io anh...
fa ny fiainam-pirenena, indrindra izay mahakasika ny fiandrianam-pirenena sy ny zon'olombelona, dia tsy anaovana scenario izany. Heveriko fa heloka raha izany no anaovana scenario. Hevitro irery anefa io anh...
25. tsoupou
(
08/07/2006 11:51)
Zany ry reto no atao hoe JEU POLITIQUE A. Otran'ny lé oe DIVISER POUR PARTAGER ihany io. Izy rehetra milaza ho mpanohitra dia mifandray avokoa, inoako izany ary nareo koa aza mino daholo (na dia mbola tsy nanao conférence téléphonique tamintsika aza ry zalahy ahalalantsika marina hoe i anona sy i anona izany miresaka izany). Mifandray lalandava izy mba hanaovana ny fikafika rehetra (concession rahatr'izay, lé tsy nety nataon-dRa8, ankizara seza io). Samy hilatsaka daholo izy dia amzay miparitaka tanteraka ny vato. Tsy hanaiky araka izany izy raha toa ka misy ny lany 1er tour (tsy ankangalatra), izaho nefa otran'ny lasa saina ihany hoe VO MIJERY AN-DRY LEIRONY NY OLONA DIA ALEO IHANY RA-8, SITRANIE VITA IHANY NY LALANA MANKANY AM TANANA. Possible mihitsy ny hahalany and-Ra8 1er tour an, na dia kely aza ny chance ny hisian'izany, fa ry leirony dia tsy hanaiky an'izany dé hanao fanazavana fôpla hoe >. Jereo angé fa izay io fika masison-dry leirony io e. Ity a eto.
27. fijo
(
11/07/2006 20:26)
ahoana moa no hoe tsy hisy holany 1er tour??raha vato 0.15%ve no mba hoazon'ny sasany,dia ahoana no tsy ahalany ny iray amin'izany,raha mahazo 50% izy????fa ady efa homanina io.
28. prime
(
12/07/2006 10:43)
Ny fahitako azy kosa dia izao : ny mpitondra fanjakàna malagasy dia tsy maintsy efa voavolavola mialoha hiaraka @ frantsay na efa miaraka aminy rahateo... fa na tsiranana io, na ramanantsoa, na ratsimandrava, na deba, na zafy dia efa voalamina mialoha... Ra-8 niseho ampahibemaso t@ voalohany fa tsy voatery hiara-hiasa @ frantsay, fa niverina t@ teniny nony nahita ny zava-misy... Ary tsy izany ihany fa tsy maintsy manaiky ny fiandrianan'i frantsa eto dago raha te-handroso... zava-dalina ho'aho zalahy io a! efa noresahina taty dago ny tokony hi-rapatrier'ny fanjakàna frantsay an'i deba hotsaraina... dia hoy ny frantsay, sady ara-dalàna izy aty aminay rehefa manaja ny lalàna sy ny fepetra napetrakay taminy no sady rahateo koa ny mpitondra anareo malagasy mifandray tendro akaiky aminy milaza aminay ny tsy tokony mbola hampodiana azy araka ny resak'izy ireo farany... Na ny fifanarahana tany Dakar aza anie zavatra hafa mihitsy e! fa tsy azo ambara @ vahoaka avokoa...
29. fijo
(
12/07/2006 19:50)
prime,izay dia marina,misy zavatra azo resahana,misy kosa ,zavatra tsy firesaka,fa miankina amin'ny fahandriam pahalemana.koa matoa isika mifandray tsy mijanona amin'ny frantsay,dia satria tsy mbola afaka,ny hiala aloha.
31. fijo
(
15/07/2006 19:55)
izay mantsy;tsy hisy hino mihntsy hoe raha hafaka ahaleo tena arabola isika,dia hialoka foana eo.
33. Mamakely
(
23/07/2006 02:53)
iza no tsy mino fa ra8 sy ratriraka tsy mifandray tendro?
ohatran'i tomasy hoe raha tsy mahita ny felantanan'i Mesia izany?
ho "taitra ny olona tsy taitra" eo!
ohatran'i tomasy hoe raha tsy mahita ny felantanan'i Mesia izany?
ho "taitra ny olona tsy taitra" eo!
