lycée André Resampa A/BE

1. rasah ( 29/06/2006 15:42)
efa misy ve ny fikambanan'ny mainty molalin'ny lycée andré resampa ao antsirabe ambony vohitra. raha toa ka mbola tsy misy dia andao ry namana izay nanarato fahaizana tao hanangana azy a!
novalian'i rasah ny 11/07/2006 06:13
2. Fiffi ( 29/06/2006 15:50)
rasah:
efa misy ve ny fikambanan'ny mainty
:roll::roll: fikambanan'ny mainty ahoana kay zany ?


3. mandrindra ( 29/06/2006 19:52)
fiffi, aza tapahina ny teny fa mandiso hevitra
4. hery ( 29/06/2006 19:58)
Fiffi> maintimolaly = tranainy. Izany hoe ireo ancien-n'ny Lycée André Resampa Antsirabe no tadiaviny
5. kally ( 29/06/2006 20:03)
Izaho tao e!
6. Fiffi ( 29/06/2006 20:21)
mandrindra: :oops: miala tsiny eh!
hery: misaotra anao nanazava :)
7. vale ( 29/06/2006 20:23)
rasah t@ taona firy ianao no tao? sa moa tsy mifidy taona nandalovana izy io?? zaho tao @ lycée Andrée Résampa koa t@ taona 1992 tany ho any! ka raha raikitra dia alamino tsara ny vinavina aza fa vonona sady faly koa ny tenako eh:D
8. Lalah ( 29/06/2006 22:56)
Odry, boribory marina ny tany , prom firy marina i rasah, za nanao seconde sy premiere tao, nianatra tary @ Do-JO. Mivadika kely ao ambany ao de mividy ramanonaka, rehefa recreation, miam miam. Fa za aloha fotsimolaly, fa mbola tsy nivadika maintimolaly
9. ravatorano ( 30/06/2006 05:14)
fiffi
10. kally ( 30/06/2006 05:53)
Aaako tary ambanivohitra ambanin'ny tranon-draprôvy no nanao 2nd, dia première sy terminale moa anay taty amin'ny salle 20 no ho miakatra tany.
Sao dia mba nisy niray kilasy tamiko aza teto?
11. vale ( 30/06/2006 20:14)
kally: ie tany @ salle 20 miakatra tany mihintsiny aako no nianatra:-D! lay eny @ farany indd mifanatrika @ birao;-);-):°)
12. rasah ( 11/07/2006 06:13)
ny taona 1998-2000 aho no nandrato fianarana tao, hatreto aloha dia mbola tsy nahare asasoa nataon'ny fikambanana
mba ampahafanatro ihany izahay rehefa misy izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7398