ahoana no hamatarana ny lehilahy hoe tena tia

21. lapino ( 28/06/2006 16:52)
Tsy valim-panontaniana io fanontaniana io ka! Fa arakaraka ny valin'io no valin'ilay fanontanian-dry. (ie fanontaniana mandeha alohan'ilay fanontaniana faharoa izany io) ( ilay fanontanian-dry tsinona efa valin'ny fanontaniako voalohany :wink: )
22. pissoa ( 28/06/2006 16:59)
lapino:
ilay fanontanian-dry tsinona efa valin'ny fanontaniako voalohany:wink:
Elah kou tssss :oops::-D:-D:-D

Zao ary ny valin'le fanontaniana e: arakaraka izay zava-misy ihany no hahatokisana na tsia hoe tia ilay lehilahy. Dia toy izany koa ny vehivavy sns.
23. lapino ( 28/06/2006 17:05)
pissoa:
arakaraka izay zava-misy ihany no hahatokisana na tsia hoe tia ilay lehilahy.
Dia rehefa misy ilay fahatokisana dia tsy mipetraka akory ilay fanontaniana. Fa raha tsy misy ilay fahatokisana dia sinema daholo hatramin'ny valin'ilay fanontaniana :wink:
24. pissoa ( 28/06/2006 17:08)
lapino:
sinema daholo hatramin'ny valin'ilay fanontaniana
Tsy azoko io :roll:
25. cutie ( 28/06/2006 17:08)
:-D:-D:-D:-D
26. lapino ( 28/06/2006 17:09)
Raha efa azo novaliana hatramin'izay izany io, dia ho efa nanaovana sinema koa ilay valiny! :-D:-D:-D
27. pissoa ( 28/06/2006 17:10)
De mbola tsy azoko foana :roll:
28. pissoa ( 28/06/2006 17:11)
Sady tsy mitovy ireo. Ny iray ny valiny no anaovana sinema, mou le iray ilay valiny mihitsy no sinema :roll:
29. lapino ( 28/06/2006 17:24)
samy sinema daholo, samy valiny daholo ... :roll::roll:
:wink:
30. sarobidy ( 30/06/2006 10:00)
azo amantarana azy daholo ohatra oe refa tena saro-piaro aminao ny lehilahy de tena tia izy zany.Fa tsy le hasarotam-piaro be lôtra an!
31. mysti ( 30/06/2006 11:09)
Rehefa izy zay akia no tsy be teny sy saro-kenatra de tena tia izy zay a!@ zay fotoana zay ndry somary manontany azy ndraindray na mba manao soson-kevitra oe mba hiaraka nareo zany e oh oe manontany ndry oe tianao ve raha manao an'zao tsika na otrizany e!tsy maintsy mamaly izy oe eny na tsia de @ zay hitan-dry eo tsara oe mba tiny zany ny miaraka @ ndry fa raha oh izy ka tsy mety mankaiza mankaiza mintsy na tsy mba manome hevitra oe ndao rangaha tsika ho ary na otrizany de mihevera tena ihany e!mila faharetana kou lay izy vao hitan-dry oe tia izy na tsia e!fa aza maika2 aloha.
matetika koa ny bandy rehefa tia tsy mahateny an-dry mivantana oe zà tia anao zany!fa asehony @ fihetsiny na @ zavatra tin-dry lay izy e:oops:
ka raha ohatra ndry hiandry azy hiteny oe zà tia anao, tena mety tsy hahateny an'zany izy!
fa ny bandy be resaka fotsiny no tena miteniteny an'zany sy mandokandoka an-dry oh enao ange tena reveko e!ataoko mintsy zay tena hahafaly anao, tsy haiko ndry fa zà mieritreritra oe lainga daholo zany , na am-boalohany ftsny izy no miteny an'zany fa tsisy tanteraka zany avy eo e!
Ny mety de aleo tsy de miraharaha kou e!tonga saina eo ihany izy @ farany oe ahoana ary ty!kanefa mba mampiseho ihany ko nefa ndry oe mba mi-s'int aminy ko e!:-*
zay fa de courazy e!:wink:
32. diamondra27 ( 30/06/2006 23:25)
za tsy mahalala famantarana fa miaina @ le izy
33. poupounesana ( 01/07/2006 12:24)
lapino sy pissoa, nareo zao otrany manao sinema kely han! mody miady heivtra b eo han!d ny fanontaniana zao d we iza @nareo le tia e?:-D:-D:-D
34. soasoafy ( 12/07/2006 13:10)
tena tia anao ny ol iray raha miezaka tsy manao zavatra manafintohina anao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1883