fa mba ahoana hoa!!!!!!!!

1. xxx ( 27/06/2006 14:45)
fa mba atoroy hevitra ny tenako hoe ahoana no mba maha be nono!! tsy ny hoe le efa niteraka fa mbola tovovay fa za tsy misy noon nefa rehefa manao akanjo mapiseho nono de fisaka be ny tratra!! misaotra mialoha
novalian'i xxx ny 11/09/2006 14:05
2. dailynews ( 27/06/2006 16:48)
raha ny hoe ahoana aloha ny hahabe nono dia tsy haiko, tsy mino aho hoe raha lalaovin ny sipanao io dia miha lehibe, au contraire mihalava. fa ny hanaovan ny olona azy moa dia ilay manao faux nono ireny, ilay zavatra vidiana ireny atao anaty soutien mba tsy ho petaka loatra, na raha toa ianao ka manambola sy aty andafy dia afaka ny mihevitra ny hanoa chirurgie esthetique? zavatra hafa anefa izany fa ilay hevitra hafaroa no hitako mety sady haingana no tsy manimba.
3. diamondra27 ( 27/06/2006 17:33)
matoa io kely na lebe de zay no proportion -ny par rapport @ reste-ny vatana
donc tsy mila ovaina

fa @zao fotoana de resaka commerce fotsiny ny chirurgie....

Rehefa lebe njy de lasa antonony io fa tsy pelaka izany intsony

Donc mahandrasa e!'za koa taloha tsy nisy nono nefa za zao mifaly @izay ananako
4. dailynews ( 27/06/2006 18:11)
ekeko fa resaka commerce ny chirurgie sns.. ary tsy hanao izany aho, anefa kosa tsy afaka ny feranao fotsiny io hoe resaka commerce, misy mahasoa ho an ny sasany ihany saingy io arakaraka anao ihany. misy namako izao afa po tsara mihitsy nanalehibe nono tami ireny chirurgie ireny..izay no hitany fa mety..mety ho resaka commerce ilay izy..eny tokoa...fa ilay annao azy ihany koa faly..donc tsy azo ferana tahaka izany fotsiny io hoe commerce e sns..
hoy ianao hoe, hiandry rehefa lehibe , rehefa lehibe rahoviana ? raha izaho aloha no teo amin ny toeran io tovovavy io dia aleoko izao tovovavy izao no manana nono ngezangeza fa rehefa mahazo taona..hmm...asa aloha ...for what ?
5. fasaly ( 27/06/2006 18:31)
ié! tena efa be mpanao ny mametaka silicone raha tena tsisy nono mintsy lay sipa fa miakina am tsirairay io na hanao na tsia fa misy afa-po am resultat aloha e!:wink:
raha zay izy fisaka fotsiny rahefa manao akanjo mampiseho nono izany de mividiana anreny soutien voasesika ireny de hita otran'ny hoe misy nono ihany e!:wink: misy ny sipa tena kely nono mintsy ka tsisy azo hatao amzany efa vojanahary zany araka ny voalzan'i diam hoe mifalia amzay hananana '!:-*
raha kely tsara tsara ange izy tsy maninona fa raha be milatsaka be indray de manahirana ihany....
6. xxx ( 27/06/2006 18:38)
fa le chururgie angie!!lasa voan'ny cancer !! sady tsy azo antoka mihintsy!! misy olona iray zay fantatr dia zao2 izy lasa tapahana ny noonny fa !!!! misy effet an'ihany io zavatra io fa alae idranona @zao sao de voamaika may grave knou:-D:-D
7. sakaizakely ( 27/06/2006 21:19)
dia maninn anefa raha fisaka ? mahamenatra ve ? Aza manao complexe @ zavatra tsisy dikany re a ! Rembaremba fotsiny izany.

Rehefa sendra ny olona tena tia anao ianao any aoriana any dia ho tiany foana izay eny aminao na manao ahoana ianao na manao ahoana. Raha toa ka tsy izay mantsy dia tadidio fa tsy tia izy izay. Mbola ho lava ny fiainana fa diniho tsara fa tsy important mintsy zany be nono izany. Ataovy tsara ny toetra sy ny fisainana, vitao ny fianarana dia izay fa tsy ny nononao mintsy no hitondra an'ireo.

Tsy misy solution mampalehibe nono afa tsy ny chirurgie esthétique ihany. Manambolana hanaovana azy ianao dia ataovy, nefa misy risques koa izy io sady efa fantatrao koa aza ka dia anjaranao ny mandanja azy.


xxx:

fa mba atoroy hevitra ny tenako hoe ahoana no mba maha be nono!! tsy ny hoe le efa niteraka fa mbola tovovay fa za tsy misy noon nefa rehefa manao akanjo mapiseho nono de fisaka be ny tratra!! misaotra mialoha



8. mamzelkely ( 28/06/2006 07:51)
za klou tena ts haiko fa za natavy be taloha de nelebe niaraka tamiko le izy de zao za efa kely de nijanona le izy de lasa ts de tiko njay ee

sinon rembourer-o ny soutif:)
9. dailynews ( 28/06/2006 14:04)
marina ny an i mamzelkely fa rehefa miha matavy dia mihalehibe tokoa ny nono saingy ny olana dia raha matavy ianao sady be nono dia tsy dia ao loatra( tsy izay no resultat tadiavina), tsy izay ilay tena tadiavina fa ilay mahia no be nono, fa i mamzelkely izany tena nahavoa be mihitsy fa nijanona ny azy ny nono...normalement aloha tsy izay ny fandehany fa miara mihena aminao ihany koa ilay nono fa dia azo ataohoe niangaran ny vintana izany izy koh !
10. Zina ( 28/06/2006 14:07)
anatra ity: aza mba manao chirurgie zany mividiana fotsiny soutien manafenofeno ny nono.. io voa janahary ka tokony hifaly @ izay hananana.
11. fasaly ( 28/06/2006 14:24)
zà kalou rehefa mihena de mihena koa ny nono e! de rerfa matavy de mitombo kounkou! fa ny mahatsara azy na mhena aza ny vatana mihena ko ny nono fa tsy milatsaka mitsy:°):wink:
12. xxx ( 11/09/2006 14:05)
xxx:

fa mba atoroy hevitra ny tenako hoe ahoana no mba maha be nono!! tsy ny hoe le efa niteraka fa mbola tovovay fa za tsy misy noon nefa rehefa manao akanjo mapiseho nono de fisaka be ny tratra!! misaotra mialoha


za isan'ireo bandy tsy de miraika @ sipa fisaka nono. Ireto misy torohevitra avy aty amiko:
- aza manao soutient sesefana zany fa mamitaka ka mahadiso fanatenana olona fotsiny (ohatra za! hihihihi);
- misy fomba manalebe nono fa aza kivy, manatona an'ireny institut de beauté reny, aty antsirabe zao hitako tamin'ny rta misy manana le hairaha amin'zany. Machine otran'ny misy ventouse zay le izy.
- eo koa ny chirurgie esthetique zay efa betsaka ny vazaha no mampiasa azy.

Zay fa bon courage,

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4685