cirulaire sarko jojopil
22. marozevo
(
28/06/2006 20:29)
Schengen le izy leity fa provisoire ah... Izany hoe manao renouvellement dia miandry ny valin'izay vao afaka mandeha. Efa treize semaines izao mbola tsy vita ny permis de séjour vaovao.
25. marozevo
(
29/06/2006 14:12)
Mifenty > Ho any an'inona anefa aloha ? Raha any France dia eny, mety ho afaka hihaona. Raha eto Italie, dia tsy haiko satria izaho hiala eto raha vao azo i permis io.
28. marozevo
(
30/06/2006 20:48)
Ka tongava ary ialahy aty amiko eh...
Taoko hitan'ialahy ny tranonay.
Mbola eto aho manko izao.
Taoko hitan'ialahy ny tranonay.
Mbola eto aho manko izao.
32. fijo
(
06/07/2006 18:33)
marina ry zareo fa somary henjana be le lalana sarkox,fa raha za manokana dia mahita fa misy hilana io fihenjanana io eto frantsa.
tena efa lasa lavitra loatra le gaboraraka taloha,ka mila henjanina io,mba hanovana ny zavatra misy rehetra.
jereo fotsiny ireny ataondri zalahy nony mandresy ny frnatsay e
tena efa lasa lavitra loatra le gaboraraka taloha,ka mila henjanina io,mba hanovana ny zavatra misy rehetra.
jereo fotsiny ireny ataondri zalahy nony mandresy ny frnatsay e
33. arson
(
07/07/2006 12:22)
zao reto a! aza de vakina saina izany fa fitadiavana anie no atao any antaninolona e!refa ohatra ka tsy mifanaraka @ any de miverena manabe voho ny Tanindrazana e!
34. marozevo
(
07/07/2006 18:34)
Amin'ny ankapobeny tokoa dia fitadiavana no atao any France, sy any ivelany. Fa misy ihany koa antony hafa be dia be. Tsy te hijanona aty fa tsy maintsy aloha mandram-paha....
35. fijo
(
07/07/2006 19:11)
ka na mitady koa aza no aty,mba mila manaja ny lalana misy aty e.(tsy isika no resahako eto an)misy mantsy ny vahiny,dia tena mbola mihevitra fa matoa izy aty,dia malalaka izay ny gaboraraka rehetra.ka izay no mila ahintsy
36. prime
(
12/07/2006 11:18)
Vola any aminy, fahefàna any aminy, harena any aminy... ary hangorona no hahatongavany aty fa tsy hanao asa soa velively... lalànan'ny serasera sy ny varotra no manjaka ka izay reraka dia mimenomenona ohatr'izao ataontsika izao sisa no atao... Izany anie no mahatonga ny firenena hafa midina an-dalam-be mihitsy manohitra ny fanatontoloana e!! fa isika malagasy efa zatra nosy loatra dia mandeha "jolie" ho'azy ny fiainana, rehefa tsy misy hohanina intsony ao an-trano vao hoe domy aho ranaotra... Ny olona efa lasa lavitra @ izay...:lol:
39. prime
(
14/07/2006 12:45)
:-D:-D
fijo> ndao tsy hatoritory intsony rangahy fa hihetsika avy hatrany a!!!:-w
Resaka ny ahy ka mba resaka fa ny fitondram-panjakàna raha mbola resin-dry zalahy toa io ka ataony kenda roroka, bokan'ny trosa dia mbola ho ela vao tena afaka milahatra aminy hampijoro ny fiandrianam-pirenena...:lol: