Andao ary isika hanakiana rehefa izany!
21. xxx
(
29/06/2006 22:43)
hoy Fiffy
ny an'i sareraka aloha de tsy mahita lazaina afatsy io "39 milliards ihany nividianana 4*4 ho an'ny HCC" io hiany izy fa maninona anefa raha mba tanisaina eto koa ireo heu....firy mille milliards moa ry sareraka ? izay nanjavona t@ fitondrana teo aloha ? Ohatra fotsiny ireny annif tao à caveau ireny an'i Princesse ?
Raha voakitika kely ny fitondrana izany d tsy resahana fôna ny fitondrana teo aloha ve ??? matona narongana d tsy namango izay fa aza ref. intsony iny e! refa tsy mety koa izao mba tsy hampitarazoka toy ny teo aloha d aleo kianina avy hatrany !!!!

23. marozevo
(
30/06/2006 20:54)
xxx > Tsy azo avela ho very an-javona kosa aloha ny ratsy nataon-dRatsiraka ehh... na rahoviana na rahoviana dia tsy maintsy ho takian'ny Malagasy aminy sy amin'ny taranany ny fanimbana nandritra ny 25 taona.
Mahazo manakiana foana ny fitondrana ankehitriny isika ka... Fa tokony mba ho réaliste koa :
25 taona : Inona no vita, inona no tsy vita.
4 taona : Inona no vita inona no tsy vita...
Dia tohizo ny fanakianana

24. pakopako
(
30/06/2006 21:52)
Marozevo !!!!
tsy azo hadinoina ny ratsy nataony fa nisy kosa ny tsara mba vitany eeeeh
raha nanambady mandranto 25 taoana i marozevo d nisaraka nanambady fan2 d mbola nadranto d ho andrasana 25 taona injay izany vô hisaraka he he he

25. marozevo
(
01/07/2006 11:51)
Lazao ary hoe inona no tsara vitan-dRatsiraka.
Izaho tsy mahita na iray aza.
Izaho tsy mahita na iray aza.
26. prime
(
04/07/2006 12:13)
Atao fideràna an'i deba indray izany v e? dia tsy misy mahazo manakiana an-dra8 intsony indray izany???:lol:
27. marozevo
(
04/07/2006 14:05)
Lazao le tsara vitan-dRatsiraka eh... Inona ?
Entre-pà : Tsy azoko tsara ilay fanoharana atolotr'i Pakopako momba ny fandratoana sy ny fanamabadiana.

29. marozevo
(
05/07/2006 21:07)
Oay... azafady prime fa tsy voavaliko ny fanontanianao manao hoe :
Raha misy no hoderaina amin'ny vitan'i Deba, tsy hitako izay maharatsy ny soso-kevitrao. Fa nahoana moa no tsy hahazo hanakiana an-dRa8 ? fa tokony mba ho "kiana manorina" amin'izay kosa ka !
Atao fideràna an'i deba indray izany v e? dia tsy misy mahazo manakiana an-dra8 intsony indray izany???
Raha misy no hoderaina amin'ny vitan'i Deba, tsy hitako izay maharatsy ny soso-kevitrao. Fa nahoana moa no tsy hahazo hanakiana an-dRa8 ? fa tokony mba ho "kiana manorina" amin'izay kosa ka !
30. fijo
(
06/07/2006 19:20)
io toa ny mpanao pointe e,nony tena homena toerana malalaka hanaovana dia tsy misy mahavita
31. kolokanto
(
07/07/2006 08:45)
Miarahaba antsika rehetra indray e!!
Gaga tokoa aho ry tenagasy sy fijo fa rehefa nasaina isika hanakiana toa tsy nisy firy indray??? Naninona angaha re???

32. marozevo
(
07/07/2006 14:03)
Tena mba tranon-kevitra kosa aloha ilay nanokatra ity loha hevitra ity eh.
34. prime
(
12/07/2006 11:37)
Mbola ho avy ilay maraina a!!! Ieee, eeee! mbola ho avy ilay maraina a!!! :-D:-D
36. prime
(
14/07/2006 11:56)
fijo> misaotra tompoko...:-D
fa mbol hivezina eo zan r'zalah injay anjo any? isik fotsin no tazaiky eto fa toa ts his hanakiana zan ntson eo!!!:-D:-D