Hanompo ihany ve dia ny hafa no tompoiko ?
21. vale
(
25/06/2006 19:30)
kally:dia gaga koa aho , raha miasa tokoa ve izany dia hoe manompo!!mmmmh!!
Fa inona aloha ny lazaina hoe fanompoana eto e? Dia inona no tsy mampitovy ny fiaraha-miasa sy ny fanompoana? Sa izay rehetra miasa dia manompo?:roll:
Mba hazavao kely ange ry reto a!
22. sakaizakely
(
27/06/2006 20:45)
Hoatra lasa resaka maivandoha koa izy izany. Aiza kou no we hanompo vaza ? Zany ve no nitaizana anareo we rehefa manambady ny lhl dia tompoina dia lasa labonne ny vady ? Ho lasa lavitra tokoa ianao raha izany ny toetsainao.
Ny entanjaraimora zaka hoy ny fiteny ary toy izany ny ao antokantrano. Mifanampy sy mifanohana fa tsy hoe ny vhv mihosina dia ny lhl tompoina.
Mbola lavitrezaka ny toetsain'ny sasany na dia @izao fotoanan'ny fivoarana izao aza8-)8-)8-)

vale:
ny vhv manambady vazah indray loha raha izany dia safidiny izany ny hanompo ilay vazaha(toa ny Atra) koh! izy aza tsy taitra;-);-)
24. hery
(
28/06/2006 06:52)
rabaradaka rehefa manambady dia lasa andriamanitry ny vadiny :-) (soa ihany fa tsy ny bavinay no lasa vadiny)
Zah sady tsy hanompo vazaha no tsy hanompo gasy http://hery.blaogy.com/post/4/1294
Zah sady tsy hanompo vazaha no tsy hanompo gasy http://hery.blaogy.com/post/4/1294
25. Fiffi
(
28/06/2006 07:55)
sakaizakely: zah koa aza mba gaga.
hery: hummm! tena mampiheritreritra le blaogy an!
hery: hummm! tena mampiheritreritra le blaogy an!
27. Fanja1
(
28/06/2006 08:19)
merci hery fa tena mety mazava tsara @ reo olona zay tsy mahalala ny dikan'i fanompona sy ny asa reo .
28. tsoupou
(
11/07/2006 07:03)
Tsy misy ny fanompoana rehefa misy valin-kasasarana voarainao (na tsy mifandanja a@ zavatra vitanao aza izany). Tsy rariny fotsiny no iantsoana azy fa tsy fanompoana.
Ny fanompoana dia tsy handraisana valiny.
Ny fanompoana dia tsy handraisana valiny.