Manahoana daholo isika e!

21. mbaliana ( 13/07/2006 08:27)
ireto vhv ireto koa raha hisisika, lhl hono no tiany koa... eo fa za hanao spectatrice eee:-D:-D
22. nambina ( 13/07/2006 11:03)
izay za vo niditra teto, fa to vhvy ny ankabeazan'izay namaly fa nankaiza daholo ry tony ny bandy é, natahotra nga dia nitsoka niafona fa tsy sahy?:wink:
ary to tsy hita intsony i bedy fa nankaiza sa efa nahazo dia lasa?:):)
23. prime ( 14/07/2006 10:15)
Mitad bandy v nareo e??!!:lol::-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4574