Vao mianatra ordinatera ka ampio

21. dadabe ( 07/07/2006 00:51)
mody bitro no tsara ka :-D
22. pissoa ( 07/07/2006 04:28)
lapino, ka le mody no teneniko eo fa ngah le gana e :?

bedada, ka efa oe le mody fa tsy le gana na le gisa!
23. lapino ( 07/07/2006 07:14)
:-D:-D
Tairo ary esorina fotsiny ilay mody e! :wink:
24. pissoa ( 07/07/2006 09:08)
Ka rehefa miala mody dia miady varotra ndray zah momba an'le gana sns ka :roll::wink:
25. lapino ( 07/07/2006 09:29)
Sahin-dry ohatrinona ary aloha ilay gana? ;)
Tena efa midila am'size zany resaka izany kle! Tena tokony ho ary am'bizna! :)
26. pissoa ( 07/07/2006 09:32)
Elah ihany no nampidila io resaka io knou :wink:
Ny teniko teo zao de oe fa maninn no ampirimina ny ubuntu ... dia ozizy elah oe io ndray fa mody gana :{:{:{
27. lapino ( 07/07/2006 09:41)
Ka ozizy ndry tany ho any izay hoe hianatra windows, de ampirimina izany ilay ubuntu ko! :wink:
Fa sahin-dry ohatrinona ilay gana teo moa? :P:-D:-D:-D
28. pissoa ( 07/07/2006 09:46)
Ie. Fa ngah rehefa hianatra windows dia tsy maintsy ampirimina ny ubuntu?

Efa oe midila io resa-gana io fa ataovy any am'bizna :-P:-D:-D:-D
29. lapino ( 07/07/2006 12:27)
Ka ny ubuntu ary am'zao efa gana ko! :wink::-D:-D
30. pissoa ( 07/07/2006 12:44)
Ary ny FC? :roll:
31. lapino ( 07/07/2006 13:34)
tsy gana 8)
32. pissoa ( 07/07/2006 14:06)
Mody gana zany
33. lapino ( 07/07/2006 14:50)
:-D:-D:-D
34. nenipita ( 21/07/2006 06:33)
raha te hianatra ianao de mandehana eny Ambohipo ao amin'ny CYBER SIM ao manontany fa tao aho no nianatra de tena mahay be mampita ry zareo ao, sady tsy de lafo mitaha amin'ny rehetra ny azy ny fampianarana tao hoa no nianarako na inona na inona fa efa mahay aho izao
tongava any e sady ianao koa eto antananarivo ihany.
35. xxx ( 27/07/2006 12:58)
Vaika:
lpn : Misokatra indray ity ny saison



Dia ohatran'izay ny fomba fianarana zavatra na somary nivoana aza i Vaika. Tiana be ilay ianarana dia resahana @ namana rehetra hita dia mety hisy hanoro anao, dia ianao koa mila manana faharetana.
36. bluewin ( 02/08/2006 14:55)

raha te hianatra ianao de mandehana eny 67 Ha Atsimo ao amin'ny CYBER Bluewin eo Akaikiny Reataurant VENUS lalana mankany ITAOSY iny ao manontany fa tao aho no nianatra de tena mahay be mampita ry zareo ao, sady tsy de lafo mitaha amin'ny rehetra ny azy ny fampianarana Fa 1000 Ar /Ora fotsiny dia mahay
-SOURIS
-CLAVIER
-MANDEFA SY MAMONO ORDI
-MAMPIASA WINDOWS
-MAMPIASA DISKETY-CD
-MANDEFA PROGRAMA
-MANAO IMPRESSION
-INTERNET(MANDEFA INTERNET
-MANAO RECHERCHE
-MANAO TELECHARGEMENT
-E-MAIL : (mamorona kaonty, mamaky, manoratra, pièce jointe )
-CHAT ( web-cam, vocal)
-MANAO ANNONCE Sy ny sisa

-WORD (traitement de texte)
-EXCEL (tableur)
-DACTYLOS (10 doigts)
-POWERPOiNT
-ACCESS
-MIANATRA Manao Depannage ( HARD)
tao hoa no nianarako na inona na inona fa efa mahay aho izao
tongava any e sady ianao koa eto antananarivo ihany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2101