IZANY NO MALAZA ?

1. 4mimananelatra ( 22/06/2006 12:38)
Avo ny lanitr'i GASIKARA
manga jerena o
miaka-midina ny dolara
tsy hay fefena o

IZANY NO MALAZA ,IZANY MALAZA

Resa-dresaka importé
ny afera mandeha eto amintsika
sisa-tsalàkan'ireo vazaha
mameno ny arabe-poblika o

IZANY NO MALAZA, IZANY NO MALAZA

Lany sy ritra ary ny devizy
dia feno ny sakôsy
nangalatra somizo ra HEDWIGE
fa te ho bôgôsy e

IZANY NO MALAZA ,IZANY NO MALAZA

tsy ampy vitamine ny malagasy
miraoka lasopy sy composé
miampy mangahazo sy mofo lasary
ary soso-koditra sy jeux des îles

IZANY NO MALAZA ,IZANY NO MALAZA

ireo tovovavy mitady vazaha o
manantena sôsy be sy fahafinaretana
kay vazaha RMIste sy mpifoka rongony
hany sisa atao mijorojoro @ INDRA o

IZANY NO MALAZA ,IZANY NO MALAZA
novalian'i papala ny 09/10/2006 12:41
2. Fiffi ( 22/06/2006 15:29)
4mimananelatra: ny tsara angamba dia ny hanomezanaony hevitrao momban'io !
3. Fiffi ( 23/06/2006 05:17)
heu...mba hafahafa koh zany zavatra malazanao zany ry 4mimananelatra an! soahiany fa anao irery ireo.
4. fijo ( 23/06/2006 19:36)
izany no malaza,dia mba homeo ary ny vahaolana mahery e.
5. prime ( 28/06/2006 10:33)
vahaolana, vahaolana, vahaolana....:-$
6. sarobidy ( 17/07/2006 09:38)
hihihihi iny njay no tsy hitako klé
7. prime ( 18/07/2006 12:42)
in ry sarobidy no tsy hita???:-D
8. papala ( 09/10/2006 12:41)
Hiran'i Tsialonina efa tamin'ny andron-dRatsiraka reto io a ? efa tamin'ny fitondran'ny arema io hira io. de tsy hainareo ve ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7399