Tehihaino an'i Rossy

21. Mifenty ( 26/06/2006 14:44)
petsambava=sareraka=rabaradaka




Mamorona pseudo oe rahasimanana ndray ry lerony a lol
22. marozevo ( 26/06/2006 21:17)
Aiza indray izany ry mifenty ?
Za koa leitsy nde mba hamorona ps vaovao, dia hataoko hoe "Andriamanitra" na hoe "Jesosy" na hoe "Kristy", dia mba ho anisan'ny mpisandoka koa, fa ny ahy tsy mba anarana voretra ohatran'ny an-zalahy. Sady mety hatahotra daholo ny mpiserasera rehetra raha vao mahita ilay ps....
Mety ve izany ry mifenty ?
23. Mifenty ( 27/06/2006 11:09)
kay le

ra ataon lah anzany kosa le izy de tena araka ny voasoratra ao am baiboly hoe

ho bobaka ny .... sandoka kou hihihi

ataovy ps hafa kle hihi
24. bilakarenjy ( 27/06/2006 13:05)
sarotra be amin-dry zareo ny fandraisany ilay sariteny alefanao eo amin'ny lohateny ,hany ka lasa mivadika zavatra hafa ny resaka ry baradaka ,fa somary omeo sopapa kely ry zareo ho tafiditra ao anatin'ilay serasera .
25. Mifenty ( 27/06/2006 15:59)
merci bila a


lasa bila atram le ady hevitra ry baradaka a. Lera
26. marozevo ( 27/06/2006 20:41)
Fa i bilakarenjy ve mahazo an'izany sarinteny izany? Ny anay dia izay hitanay eo aloha no valianay... Ny sarin-teny manaraka rehefa mazava ny teny.
27. prime ( 28/06/2006 07:56)
rabaradaka> mmmmmhhhhhhhh!!!:-@
28. marozevo ( 28/06/2006 15:42)
Omeo ilay sopapa ry baradaka ah
29. prime ( 29/06/2006 12:19)
Aiz ze ol รด???!!!:-D:-D:-D
30. marozevo ( 29/06/2006 14:23)
Lasa nividy bala hono eh..
31. prime ( 30/06/2006 12:32)
bala in???:-D:-D:-D
32. marozevo ( 30/06/2006 21:05)
Ka raha basy ny vava tsy maintsy mila bala kooo
33. prime ( 04/07/2006 10:47)
bala rora izany v sa bala nify?:-D
34. marozevo ( 04/07/2006 14:09)
Ngamba hafa noho izany, satria raha rora na nify dia samy fotsy, nefa ilay izy tsy balle en blanc.
35. prime ( 05/07/2006 10:14)
Alefan-dry zalahy anie ilay resaka dia avy eo izy tsy tazana daholo e! toa zah sy marozevo foana koa no tratrany farany ato... hatrary ambadika ary dia lasa mpanidy varavarana fotsiny nefa ny tena mbola tsy diakona akory...:-P
36. marozevo ( 05/07/2006 21:16)
Fa angaha rangah ny diakona ihany no voatery tsy maintsy hanidy varavarana ah ? Dia raha tsy manana diakona izany dia avela midanadana eo ?

SShhh.... raha ny amin-dry Sareraka (ilay miditra mivoaka eto iny), dia efa vita ny aminy eh... Fasana ho azy teto.
37. prime ( 12/07/2006 11:08)
Fomba fiteny fotsiny io kah!!! fa ilay tratra farany koa tena tssss!!!:-w:-w:lol:
38. fijo ( 12/07/2006 20:02)
ka ny mpandro tanety anie toa izay hatrany e,mandoro dia iny no tsy hita intsony
39. prime ( 14/07/2006 10:34)
Ity no fandraisako anjara farany eto dia bye daholo aloha e!!!:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2061