Ho atao ohatra tsara eto AFRIKA ny fifidianana @ 03 désambra
1. victime101
(
22/06/2006 10:43)
Ho atao mangarahara sy ohatra tsara eto AFRIKA ny fifidianana hoy ny mpitondra ankehitriny! tsy nisy tsy nahatadidy io teniny io angamba.
-Voalohany indrindra aloha ny datin'ny 03 desambra raha ny lalàna velona dia tsy ara-dalana satria jiona 2002 ny 2é investiture officielle teo MAHAMASINA izany hoe misy 6 mois de décalages be izao.
-Faharoa manaraka an'izany nomena 137 voitures 4*4 NISSAN ny HCC sy ny chef de district mitentina 22 milliards.Mazava be ny tanjona sy ny contre-partie tian'ny mpitondra angatahina @ izany satria ve akaiky ny propagande dia omena ireo ny HCC.
Vao départ ary ity dia efa ohatra hafahafa sahady no miseho !
HANGARAHARA tokoa ve ny fifidianana raha misy ANTICIPATION toy izany?
FAHAMARINANA sy FAHAMASINANA no teny filamatra nefa toa misy takalony kay izy ity raha tsy manana milliard izany tsy MARINA sy MASINA
LOZA IZANY REY OLONA!!!

novalian'i marozevo ny 24/06/2006 08:24
2. Fiffi
(
22/06/2006 10:49)
victime101:Raha marina ary zany , aiza ny olana ry victime101 ? ry zareo nahazo an'iany aza tsy rotitra !!
-Faharoa manaraka an'izany nomena 137 voitures 4*4 NISSAN ny HCC sy ny chef de district mitentina 22 milliards.Mazava be ny tanjona sy ny contre-partie tian'ny mpitondra angatahina @ izany satria ve akaiky ny propagande dia omena ireo ny HCC.
3. Fiffi
(
22/06/2006 10:53)
:victime101: Nefa misy dia misy tokoa ireo OLONA MARINA SY MASINA nefa tsy manana milliard !
FAHAMARINANA sy FAHAMASINANA no teny filamatra nefa toa misy takalony kay izy ity raha tsy manana milliard izany tsy MARINA sy MASINA
LOZA IZANY REY OLONA!!!
NEFA TSY LOZA MIHINTSY IZANY !!
9. rabaradaka
(
22/06/2006 11:11)
Anay moa tsy mahay miteny lotra fa manahy aho fa ho ohatra ratsy raha tsy mahay. Vao manomboka ange araa ny nosoratan'ny dadatoa victime 01 d'efa loza e
11. MTN
(
22/06/2006 12:23)
victime101:
Ho atao mangarahara sy ohatra tsara eto AFRIKA ny fifidianana
Mety ho diso
nomena 137 voitures 4*4 NISSAN ny HCC sy ny chef de district mitentina 22 milliards.
Omeo 4*4 aho dia asaivo manao ratsy. Raisiko aloha ny 4*4 dia avy eo aho tsy hanao ratsy.
13. marozevo
(
22/06/2006 13:27)
Sady raha isaina koa ireo olona lazaina fa nomena 4*4 ireo, mba ampahafirin'ny mpifidy moa....
Heveriko fa fanetren-tena ny fanaovana fifidianana amin'ny 3 decembre, satria ny decembre 2001 no jerena. Porofo izany fa tsy mangetaheta fahefana akory io Filoha io, fa ny vahoaka no mangetaheta azy... afa-tsy ireo zatra nisaosy amin'ny listy ny Deba fahiny.

15. Herimiafina
(
22/06/2006 14:40)
Tsy misy fifidianana tena mangarahara 100% izany satria sady hanao izay hahatafitany ny tsirairay par tous les moyens, boycottage, sabottage, hisy foana, na ny mpanohitra na ny fitondrana dia samy hisy mpomba azy be fo loatra ka ho hazon''ny fankampanahy hamadika ny vato any ambanivohitra sy any rehetra any.
16. marozevo
(
22/06/2006 22:44)
Efa niteny ny mety ho voka-pifidianana ihany, ka mba araraotiko kely ny manontany : Moa tsy tokony hisy sazy ve ahatra amin'ireo olona nandainga be tamin'ny 2002 iny. Nisy voka-pifidianana navoaka voalohany manko, dia avy eo nisy navoaka faharoa samihafa amin'ilay voalohany, ary dia ity faharoa no narahina. Porofo izany fa diso ilay voalohany, porofo koa izany fa nandainga ireo nanambara azy. Afa-maina ve ireny ?
17. prime
(
23/06/2006 05:06)
Marozevo> afa-maina ireny satria nanao ny asany ara-dalàna izy ka rehefa nahitsy ny tena marina ireo tato aoriana dia sahala ireny mampiakatra didim-pitsaràna ireny ihany, tsy misy mpitsara gadraina izany rehefa mamoaka didim-pitsaràna... :lol:
18. Achia
(
24/06/2006 07:20)
Aeo ranga karana ndray no atao prezida ny gasy a amzay faly doly le gasy tsy tia ny namany reo a