aleo higadra e, mbola taranak'i Deba ireny, ny tsara aza de ampanaovina asa anterivozona ohatra an'i Pierrot ko, f'angaha rehefa hoe avy any Tamatave ingahy de mitady ny tsy ho maty manota, rehefa vandana de kary fa tsy misy sentiment zany.
Fa angaha ho gadragadraina foana ny olo e!e!e!!e!
Tsy efa hatriniela moa izy no nanao ny asa ratsiny ka nahoana vao nilatsaka ho fidina izy vao ho gadraina ?