Tsy mahasarika olona intsony ny Paositra eto Madagasikara.

21. xxx ( 10/08/2006 14:16)
:roll:izao aloha de fay tateraka satria vao hainana aho no nandefa sary tany madagascar tsy nisy tonga ilay bizy na ira aza nefa karazan'olona 3 no nandefasako raha ny poste any madagascar de tsy ahazo ahy intsony
22. titis ( 25/08/2006 19:40)
Efa in-dimy aho no nandefa taratasy tany dago tsy nisy tonga mihitsy f'angamba heverin-dry zareo ao @poste fa misy euro ngamba ao anaty valopy dia sokafiny ny taratasy!
23. Papoose ( 24/09/2006 05:33)
en plusn'izany le mpiasan'ny poste zay nalehako tena miavona tsss!dia klown fa raha mba mandeha ao@ izato hoe cyberpaositra, dia indrisy fa olona tsy nofanina t@ resaka ordilatera sy infaorimatika mihitsy angamba izy ireo araka ny hitako t@ ndray andro zay fa mba nila ni-print zvt haingana tao zah! le pub ko aloha tena bla bla be fotsiny e! fa rehefa tonga eny antoerana vao tena krizy!8-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0596