sos telechargement sous linux

1. xxx ( 20/06/2006 11:16)
slt dhl, sao mba misy afaka manampy ahy @fanaovana download @linux(firefox) fa tena tsy mahita mihitsy za, flashget foana no fampiasako @internet explorer fa rehefa linux dia tsy mahita mihitsy za, sa ahoana no fampiasa flashget @linux,na mba atoroy moyen hafa efficace ahafahana manao telechargement @ linux ry zareo a.
Thanks
novalian'i xxx ny 22/06/2006 10:23
2. fraz ( 20/06/2006 11:42)
F'angaha tsy cliquer-na fotsiny izay zavatra tiana télécharger-na sady ny Firefox efa misy gestionnaire de téléchargements intégré. Sa hoe aiza ny olana fa tsy azoko tsara ?
3. ds ( 20/06/2006 20:15)
Windows : NetTransport
Linux : ProZilla
jereo ato
4. xxx ( 22/06/2006 10:23)
ahoana ny fanaovana io prozilla io?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2279