Titres hira albums HOBIO

21. laly ( 24/06/2006 14:29)
zaho aloha manana CD an'io HOBIO io fa 1 sy 2 ihany no hananako
22. Fiffi ( 24/06/2006 18:50)
laly: de mba azonao omena eto ve ireo titra ireo hira ireo ? :)misaotra
mandrindra: heu...ndao hovana solfa indray hoe ?:-D
23. mandrindra ( 28/06/2006 07:41)
atomboy ary hoe izany ry fiffi
24. Fiffi ( 28/06/2006 08:12)
fa maninona koh aza tsy natombokao ? hihihihi
25. mandrindra ( 29/06/2006 19:46)
26. ainakelyio ( 12/07/2006 05:37)
Slt ! tsy efa nahita ilay titre ve ianao é ? sa mbola variana mi do do ; ny indray mantsy tsy solfa ota ny anareo fa sol-afaka niala tao @'ny naoty octave mantsy i le-sol é!
Izao no tena marina protestanta ve ianao, sa ao ihany fa mandeha kodiarana efatra[quat pneu]?saro-babay io kaizay voa aza tezitra an !;izao no heviny :tsy miditra am-piangonana raha tsy :
-Taom-baovao
-Paka
-Pantekaoty
-Krismasy
ireo ihany va miditra @'izany fiangonana izany ;Izao é! lasa be resaka indray aho izany ; hira ao anaty fihirana protestanta daholo ny hiran'ny Hobio (fihirana FFPM )omeko anao ihany raha tena tsy hainao , kanefa (blagy ) mba omeo vola aho fa ny connéction anie ka tsy gratosy é! ok !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0069