sambos

21. boubounezy ( 30/06/2006 12:42)
nya anah njay ra le sambosa tena gasy dé totokena sy tongolo gasy ary oignon poivre kely dé menthe reo ny fanaovako azy refa tsy spécialiséna lé izy. dé mixéna ny citron sy sakay tsy lan5lah mbola asina grozéniô sy tongolo gasy dé menaka 1sotro kely dé iny no inanana azy avy e! ny famonosako azy njay dé otsany atao kornéra zay izy dé fisapisahana dé avy eo avalina inn2 le paty dé izy miamiam tendakann zé mijery komorane:-D
22. vale ( 30/06/2006 20:07)
=))=))=))iza no lazainjy fa komoriana:wink::-D:-D,,,mmmmmmm:miam::miam:, indd le sôsy njy tsy ratsy an!!!!!!!hitako sahady ny tsirony:miam::miam::miam:(l)
23. boubounezy ( 01/07/2006 10:33)
zé tsy minana kia ry vale a!!!:-D:{
24. vale ( 01/07/2006 18:11)
hihihihh, azoko nge ny tianjy tenenina fa mba mananihany anjy kou za (@le komoriana e), hihihih:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-*
25. mandrindra ( 04/07/2006 12:31)
vale:

ny ahy ry reto ilay fomba famonosana ny sambos no mba tiako hianarana ka raha mba misy afaka manondro an'io, misaotra btsk:)!


ôhatran'ny tiako ho hita izany sambos fonoson'i vale izany =))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.8273